Other News

TARATRY ny KANTO

Zandry Gasy sy Inah, eny amin’ny Extra Pizza By Pass (Tour Eiffel). Fiarahana tsy sambany, kanefa be mpiandry hatrany satria feno kokoa ny feo sy ny zavamaneno. Mifameno mantsy ilay feo miavak’i Inah, amin’ny talentan-dry zalahy Zandry Gasy. Toraka izany koa ny hira alahatra, mihodina amin’ny famelomana ireo vakoka sy […]

Landy Volafotsy sy ny Odeamson: Hiantsehatra ny « Fangataham-panambadiana »

Tarika Landy Volafotsy, naorin’i Odeam Rakoto, an­drarezin’ny hira, dihy, teatra malagasy. Odeamson, taranaka nandimby an’i Odeam Rakoto. Hanatanteraka hetsika ao Ambohitahara, Ambo­hidratrimo izy ireo. Hisy koa ny lanonana ao amin’ny Tra­nompokonolona Ambo­hi­dra­trimo, ny 28 jona izao, ma­nomboka amin’ny 2 ora tolakandro. Holalaovina an-tsehatra ilay tantara mitondra ny lohateny “Fangataham-panambadiana”. Ankoatra […]

Elisé Romuald: Nikaroka sy hampahafantatra ny Lahabôlaña betsimisaraka

Tanora, efa nilomano ela tao anatin’ny literatiora i Elisé Romuald. Nanam-piniavana manokana ny hanasongadina ny Laha­bôlana betsimisaraka, izay efa nanaovany fikarohana an-taonany maro, izy. Mpanoratra, mpikabary, mpanao gazety ary mpampianatra i Elisé Romuald. Mpandala sy mpikaroka momba ny teny malagasy amin’ny ankapobeny, sy ny literatiora manokana ihany koa izy. Vaovao […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina ny 31 mey sy 1 jona izao, eny amin’ny Tour Orange Ankorondrano, ny fifaninanana “Tournoi Elo Fide”, sokajy -1 600 sy -1 800, taranja lalaon-tsaina Echecs. Ny 26 mey izao ny farany amin’ny fandraisana ny anarana ho an’izay maniry hifaninana amin’izany. Amin’ny 8 ora sy sasany maraina kosa no […]