Other News

Fampisehoana hatsikana: Hiverina indray ny “Fetin’i Maman’ty!”

Taona 2012, anisan’ny rakitsary be mpankafy sy nahasarika indrindra ny mpankafy ny “Vavaka ho anao ry Neny”, hiran-dRamy Franck, novelomin’ireo mpanao hatsikana. Nitondrana ilay fampisehoana “Fetin’i Maman’ty!” voalohany tao Antsahamanitra io, izay noraisin’ny LH Pro an-tanana tamin’izany. Nanom­boka teo nivoatra harany, lasa fotoam-bita isaky ny fetin’ny reny ary efa nisy […]

Fivelaran’ny kolontsaina: Ilaina ny dia fibeazana

Manomboka mitombo isa ankehitriny ny foibe kolontsaina mampianatra momba ny fomba amam-panao, zavakanto malagasy, fanandroana, sikidy… Endrika iray maneho fa mivelatra sy liana amin’ny momba azy ny Malagasy, indrindra ny tanora. Amin’ny ankapobeny, fahalalana maro no azon’izy ireo any amin’ireny foibe na toerana fampianarana ireny. Tsikaritra kosa, anefa, fa vitsy […]

Fanabeazana sy kolontsaina : Miha manalavitra ny zanany ny reny malagasy

Ho an’ny Malagasy, ny manan-janaka, manan-karena. Raha ny tranga misy eny amin’ny fiarahamonina ankehitriny, manary harena tsikelikely ny reny. Manomboka tsy misy vidiny aminy ny zanany. Hankalaza tsy ho ela ny « Fetin’ny Reny » ny firenena maro maneran-tany. Ho an’ny Malagasy manokana, fahiny, tsy misaraka amin’ny reny ny zanaka. Faharoa, harena […]

FANTINA sy FINTINA

Notebahin’i Rinah Rakotomanga ny avy amin’ny mpanohitra, araka ny fanehoan-keviny, omaly. Nambarany fa tsy misy miabo na iray aza ny fanoherana eto. Nohitsiny fa mibahana ny fanompana sy firesaka tsy mitondra mankaiza tsy mampandroso. “Tsy misy mpanohitra mahazo sitraka eo amin’ny vahoaka… Mila mianatra manohitra izy ireo”, hoy izy. Nahazo […]

JENERAly Ravalomanana RICHARD : Tsy manana olana amin’ny mpitondra

Nitondra fanazavana ma­noloana ireo resabe momba azy ny filohan’ny Antenimie­randoholona, ny Jly Rava­lomanana Richard, omaly, tetsy Anosy. Hentitra ny nambarany fa tsy misy ny olana eo aminy sy ireo loholona na koa amin’ny mpitondra fanjakana. “Tsaho iniana aely izany ary fampiadiana tsotra izao”, hoy izy. Notsiahiviny fa efa natao avokoa […]