Other News

Sahia mijoro!

  Vita izay ny ady sarotra atrehin’ny filohan’ny Repoblika miady irery. Aiza koa isaky ny misy olana dia samy mialangalana avokoa ny olona manodidina azy. Ireo mba nomena fahafena, mijanona ho mpibodo seza fotsiny. Tsy misy mahasahy mivoaka any amin’ny misy azy fa mialokaloka amin’izao maha teknisianina izao. Zara aza […]

Fiaraha-miasa amin’ny MFFT: Manampy amin’ny fanajariana an’Antananarivo ny Jica

Hifarana afaka andro vitsy ny fe-potoam-piasan’ny solontena maharitry ny Jica, Tanaka Kaori, eto Madagasikara. Noraisin’ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT) ny tenany, omaly. Nivoitra tamin’ny fihaonana teo amin’ny roa ton­ta, tetsy Anosy, ny nanaovana tombana teo amin’ny fiaraha-miasa Japoney Jica sy ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny MFFT […]

TSELATRA

Trano 50 tafo no narodan’ny andian-dehilahy maro tetsy Anosibe Andrefana, omaly tamin’ny 6 ora maraina. Navoakan’izy ireo avokoa ny entana rehetra tao an-trano. Tsy nisy ny fifampiresahana teo amin’ny mponina mialoha ny fandrodanana ny trano. Afakomaly hariva tamin’ny 7 ora hariva no naharay taratasy fampahafantarana ny fialana amin’ny tranony ireo […]

Raim-pianakaviana nanindrona antsy zafikely: Voaheloka hiasa anterivozona mandritra ny 10 taona

Niakatra fitsarana misahana ny heloka bevava omaly, tany Brickaville, ilay raim-pianakaviana 53 taona namono nahafaty ny zafikeliny. Nan­dritra ny fankalazana ny fetin’ny maty, ny 16 novambra 2020, novonoiny tamin’ny antsy ny zafikeliny, izay nonina tao Tsararivotra, kaominina ambonivohitr’ i Brickaville. Nandositra sy nifindra monina niala ny toerana sy faritra nisy […]

Vangaindrano : Rongony 15 gony saron’ny zandary

Nogiazan’ny mpitandro filaminana ny rongony 15 gony tratra tao ampitan’ny reniranon’i Menagnara, kaominina Van­gaindrano, ny alahady 18 mey teo. Nitady hevitra hitondrana ireo entana ireo miakatra ny tanàn-dehibe ny olona tsy fantatra ka niparitaka ny feo. Nitoroka teny anivon’ny mpitandro filaminana ny tsara sitrapo. Niroso tamin’ny fikarohana ny tompon’entana avy […]