Mampikaikaika ny mpandraharaha mpanafatra entana ny fidangan’ny saran’izany, ankehitriny. Anisan’ny mampitondra faisana ny ady lavareny any Ukraine. Mitarazoka ny fivezivezen’ny sambo ao amin’ny ranomasina mainty. Mikorontana ny fahatongavan’ny entana aty Afrika sy Madagasikara. Nilaza ny loharanom-baovao fa miteraka fatiantoka lehibe ny filalaovan’ny Okrenianina, tarihin’ny Zelensky, ny ady. Paikady iray entiny […]
Other News
Fikasihan-tanana vadintany : Hatolotra ny fitsarana ilay nahavanon-doza
Tsotra fa hentitra ny tenin’ny filoha nasionalin’ny Holafitry ny vadintany eto Madagasikara, ny maître Rarivoarivony Andriatafaniaina, fantatry ny maro amin’ny solonan’anarana “Maître Tafa” nandritra ny fambolen-kazo tetsy amin’ny tokontany malalaky ny Lycée Jacques Rabemananjara, ny talata 16 jona lasa teo. Fotoana nanamarihana ny faha-19 taonan’ny vadintany maneran-tany ihany koa. “Raha […]
Les Aigles du Carthage Tunisie: Hervé Renard no hanohy ny Mondial
Ilay frantsay, i Hervé Renard, no hitondra ny Les aigles du Carthage, Tunisie, eo amin’ny fanohizana ny «Mondial 2026». Izy no nosafidin’ny federasionina tonizianina. Asa goavana no miandry azy dia ny hanarina ny fahavoazan’i Tunisie, tamin’ny faharesena nahazo azy. Notendren’ny federasionina tonizianina hanohy ny “Mondial” miaraka amin’ny Les aigles du […]
TARATRY ny KANTO
« Ambiance Latin Jazz » hiarahana amin’ny Le Groupe 4/4. Haneho ny fahaiza-mitendry sy mitsoka ary mikapoka zavamaneno sy ny fampiarahana izany ry Do Andriambelo eo amin’ny gitara beso, Mbola Andrianoelina hitendry ny piano, Mihaja Rakotoarisoa hikapoka ny amponga maroanaka, i Titi Razakamiadana sy Naivo Andriambelo kosa no hitsoka ny saksôfônina. Seho […]
Sarimihetsika malagasy: Mpisehatra 156 nomena mariboninahitry ny kanto
Tazana tao avokoa ireo mpilalao sarimihetsika be mpankafy. Nahazo ny mari-boninahitry ny kanto koa anefa ireo mpisehatra tsy tazana amin’ny fahitalavitra… 57 nomena ny « Commandeur », 41 « Officier » ary 58 kosa « Chevalier ». Niisa 156, araka izany, ireo mpisehatra anatin’ny tontolon’ny sarimihetsika malagasy nomena ny mariboninahitry ny kanto, ny soratra ary ny […]






