Other News

Minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana…: Fifaninanana fahadiovana ho an’ny faritra 24

Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra ny fampitana am-bava avy eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT) momba ny fifaninanana fanatsarana ny firafitry ny tanàna sy ny fahadiovana isaky ny faritra. Efa natsidiky ny filoham-pirenena, Rajo­elina Andry, ny herinandro teo, tamin’ny tafa ho an’ny vahoaka malagasy fa ho raikitra […]

Masina Masina

  Efa niasa avy hatrany, 24 ora taorian’ny nahavoafidy azy ho Papa Ray Masina, i Léon XIV. Ankoatra ny tsodrano nataony afakomaly alina, ho an’ny kristianina maneran-tany sy ny katolika, anisan’ny be mpiandry ny lamesa rahampitso. Hihazakazahana ny mankany Vatican, eo amin’ny Kianjan’ny Masindahy Piera. Zava-dehibe sy mifono zava-dalina ny […]

Filoha Rajoelina Andry: “Tsy mitondra fampandrosoana ny fankahalana”

“Tsy mitondra fampandrosoana ny fankahalana sy ny fialonana. Ny olona tia tanindrazana sy miasa no mitondra fampandrosoana ho an’i Madagasikara”. Io ny nambaran’ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, tamin’ny fametrahana ny vatofototry ny Ta­nànan’ny taozavatra sy asa tanana ary ny fampahafantarana ny tetikasa Lac Iarivo, teny Ivato, omaly, manoloana ny fitsikerana […]

Développement de la région Anôsy: le programme Lombao entend impliquer les jeunes entrepreneurs

Le programme Lombao, créé par Qit Madagascar Mi­nerals (QMM) en collaboration avec la société d’investissement Miarakap, entend faire des jeunes entrepreneurs un moteur de croissance inclusive et durable dans la région Anôsy. Lombao, qui signifie « soutien » en dialecte tanôsy, repose sur un accompagnement rigoureux et sur mesure. Le […]