Other News

Sécurité frontalière: l’OIM et le Japon derrière Madagascar

«Créer des frontières intelligentes», une initiative mise en œuvre par l’Organisation internationale pour les migrations (OIM) et le Japon, en partenariat avec la Commission de l’Union africaine, en vue d’améliorer et de renforcer la sécurité aux frontières et de promouvoir une circulation plus sûre des biens et des personnes. Quatre […]

TSELATRA

Velaran-tany 2 ha kilan’ny afo tao Anjoro­mandry Mangabe, fokontany Ambohimanga, kaomininina Ambohimanga Rova, ny alarobia 7 mey teo. Lehilahy nahavanon-doza nosamborin’ny fokontany sy ny zandary. Notanana vonjimaika any am-ponja. Maty voatifitry ny zandary ny dahalo raindahiny iray tao amin’ny kaominina Maritampona, afakomaly. Nikasa hangalatra omby niaraka tamin’ny namany izy kinanjo nandrasan’ny […]

Tapaka hisatra : Lehilahy iray maty voahitsaky ny taxi-be tetsy Itaosy

Lehilahy iray 50 taona teo ho eo, namoy ny ainy, voadona sy voahitsaky ny fiara taxi-be iray mampitohy an’Itaosy sy Analakely, omaly tamin’ny 5 ora sy fahatelony maraina. Teo amin’ny lalana Anosima­sina Itaosy, akaikin’ny Ocada hidina an’Ampasika no nisehoan’ny loza. Nandeha tamin’ ny sisin-dalana ity lasibatra ity no voafaokan’ny fiara. […]

Fanafihana mitam-piadiana : Jiolahy fito naiditra am-ponja

Notanana vonjimaika any am-ponja ny jiolahy fito mpanao fanafihana mitam-piadiana tao Fianarantsoa, afako­maly. Tambajotran-jiolahy roa samy hafa ravan’ny po­li­sim-pirenena tao an-toerana, tao anatin’ny efatr’andro. Naha­ray fitarainana maro ny sampandraharaha manokana eo anivon’ny ny polisy momba ny tranga tsy fandriampahalemana. Mitam-basy ireo mpanao ratsy ka nandroba tokantrano sady nanendaka. Nanao hetsika […]