Aman-jatony maro raha ny sanganasan’i Bessa. Am-polony maro koa no natokany ho fampiaraham-peon’izy mivady, Bessa sy Lôla. Notsongaina tamin’ireo ny hira nalahatr’i Rija Ramanantoanina sy i Farakely, nandritra ny fampisehoana notontosainy omaly, tetsy amin’ny CCEsca Antanimena. Hira tsy afaka ambavan’ny maro ary mbola voaporofo izany nandritra ny ora telo mahery […]
Other News
Sport Rugby- “XXL Top 12” : Ratsy toerana ny Savony, STM
Notontosaina omaly, teny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny andro fahavalon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby “XXL Top 12”. Somary ratsy toerana ao amin’ity fifanintsanana ity ny STM. Resin’ny klioban’ny Cheminot na Besetroka, tamin’ny isa 38 no ho 27, ry zareo, omaly. Raha hiverenana ny fihaonana, nanindry tanteraka ny […]
Andron’ny tontolo iainana: Homena sehatra ny basikety 3×3
Mifanolo-tanana amin’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika, ny Federasionina malagasin’ny basikety, amin’ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny tontolo iainana. Hisy ny fifaninanana basikety 3×3 na “Environment Contest 3×3”, natokana ho an’ny Oniversite, hatao ny 5 sy 6 jona izao, manoloana ny Lapan’ny Tanàna Analakely. Raha ny fandaharam-potoana, […]
Lomano-Afrika : Nahazo medaly volamena, volafotsy 3 ary alimo ny Malagasy
Namiratra ny Malagasy mpilomano nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja lomano, natao tany Oran Algérie, ny herinanandro lasa teo. Medaly 5 be izao no norombahin’ny Malagasy. Nanoratra tantara ho an’i Madagasikara ny delegasionina malagasy tany Oran Algérie. Tsy vitan’ny nitondra medaly maro nody fa vokatra tsy mbola nisy tao […]
VAOVAO TAMBATRA
Hisy fifanarahana vaovao hamerana ny vidin-tsolika hataon’ny fanjakana sy ny FMI (Tahirimbola iraisam-pirenena). Fifanarahana talohan’ny nipoahan’ny adin’Iran sy Israely ary i Etazonia manko ny teo aloha, tsy mihoatra na ho latsaky ny 200 Ar isaky ny litatra ny fiovan’ny vidin-tsolika. Vidiny tamin’ny volana febroary no mihatra, ankehitriny, fotoana tsy mbola […]






