Tafiditra tanteraka ny Ankoay vavy, ao anatin’ny fifaninanana “Fiba Women’s Series”, tanterahina omaly sy anio, any Azerbaidjan. Azo lazaina ho tsara amin’ny ampahany ny vokatra azon’i Madagasikara nandritra ny andro voalohan’ny “Fiba Women’s Series”, taranja basikety 3×3. Fifaninanana tontosaina any Azerbaidjan, nanomboka omaly ary hitohy anio, ao anatin’ny andro faharoa. […]
Other News
Vonoan’ olona tao Ambodiriana: Lehilahy voaheloka mandra-pahafaty
Voasazy higadra mandra-pahafaty, taorian’ny fitsarana azy, tao Toamasina, ny 26 avrily teo, ny lehilahy iray. Niakatra tao amin’ny Lapan’ny fitsarana misahana ny ady heloka bevava ny raharaha vonoan’olona tao Ambodiriana nahavoarohirohy an’ io lehilahy io. Nandritra ny fifandaharana teo amin’ny mpitsara, mpampanoa lalana sy ny voampanga ary ny mpitory, niezaka […]
Fivarotan-kena eny Analakely : Tsy nihetsika ny vidin’ny taolana
Anisan’ireo entana hita eny Analakely ihany koa ny taolan-kena. Nisy ny fanadihadiana mahakasika izany, omaly. Maro ireo fivarotan-kena eny Analakely. Misy amin’izy ireny nefa no mivarotra taolan-kena. Anisan’izany ny tsenan’Andrianirina Harilanto Dieu Donné, mpivarotra taolan-kena eo Analakely. Nisy ny fanadihadiana natao taminy teny an-toerana, omaly, mahakasika ny taolan’omby. Nambarany fa […]
Morarano Antongona : Fasana 3 indray vaky
Mirongatra ny vaky fasana any amin’ny kaominina Morarano Antongona, distrika Arivonimamo. Fasana miisa telo no indray nisy namaky, ny alin’ny zoma 23 mey teo. Lasan’ireo jiolahy ny taolambalo rehetra tao amin’ny voalohany, afa-tsy ny razana telo mbola tsy maina tsara. Razana iray ihany koa sisa no tsy lasan’ireo tsy mataho-tody […]
“Dubaï Business Forum”: Ambohi-pihaonan’ ireo mpandraharaha
Tanterahina any Dubaï, manomboka anio hatramin’ny 28 mey 2025 izao, ny fihaonambe ara-toekarena « Madagascar – Dubaï Business Forum ». Ambohi-pihaonan’ireo mpandraharaha goavana eo amin’ny sehatra tsy miankina, Emirati sy Malagasy, any an-toerana mandritra izany. Handray anjara amin’izany ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Izy izay hametraka ho laharam-pahamehana ny tontolon’ny fandraharahana, ny […]






