Other News
Fitoriana an-kira : Manohy ny lalany ny tarika Lova Sakaiza
Mitory an-kira, milalao gadona maroloko. Mirona kokoa amin’ny fivoizana ny gadona mihetsika toy ny pop rock, reggae, sns ny tarika Lova Sakaiza. Mahafehy ny bankira hafa toy ny bagasy, slow, sns ihany koa anefa. Ny volana febroary teo. Namoaka ny rindrantsary “Saintsaino” amin’ny endrika “USB” ny tarika. Nahatratra 17 ny […]
TARATRY ny KANTO
“Hip-Hop Session”, eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo. Anio, manomboka amin’ny 1 ora ny fotoana, iarahana amin’ireo efa fanta-daza toa an-dry Buddha El Taga, Samantha & Kayah, Doubl’Enn, Laz, Netyk, Typik, Septic, Ti-Ah, sns. Seho ifandimbiasana, eo amin’ny Esplanade, izay toerana manan-tantara eny amin’ny Oniversite izy ity. Tafiditra anatin’ny fankalazana ny faha-65 taonan’ny […]
Notebahan’ny mpanao gazety; « Nalain’i Cap-Vert baraka i Espagne »
Nametraka tantara vaovao eo amin’ny «Mondial”, ny Les Requins Bleus, Cap-Vert. Notazomin’izy ireo ady sahala ny La Furia Roja avy any Espagne, ho an’ny vondrona “H”. Fahafaham-baraka ho an’i Espagne ny vokatra, hoy ny gazety any an-toerana. Resa-be maneran-tany ny ady sahala, 0 no ho 0, teo amin’ny La Furia […]
Pentathlon – Alaotra Mangoro : Lany ho filoha i Brechard
Anisan’ireo taranja mijoro ara-dalàna ary manana rafitra federaly eto Madagasikara ny Pentathlon moderne malagasy (FMPM). Nahatsangana ligy vaovao ny faritr’Alaotra Mangoro, ny alahady lasa teo. Voafidy ho filoha hitantana izany, mandritra ny efa-taona, Razafimandimby Eugène Brechard. Nambarany fa vonona ny tenany hitondra avo ity taranja vaovao ity ao amin’ny faritra […]






