Efa manana taratasy fahazoan-dalana amin’izao fotoana izao ny Federasionina malagasin’ny ady totohondry, araka ny nambaran’ny filohan’ity Federasionina ity, Rabarison Hery Mamy. Ny eo anivon’ny CIO (Comité international Olympique) no nanome alalana ny World Boxing ka nahazoana ny fankatoavana. Etsy ankilan’izay, mangataka ny fanjakana malagasy ihany koa ny eo anivon’ny Federasionina […]
Other News
Taranja tolona- “Africa 2025”: Mbola ankamatatra ny fandehanan’ ireo atleta
Hotanterahina any Casablanca Maroc, ny 29 hatramin’ny 4 mey ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Africa, taranja tolona. Tsy voafaritra ny daty handehanan’ireo Malagasy handray anjara. Nilaza ny filohan’ny Federasionina malagasin’ny taranja tolona (FML), Raveloson Mamitiana, omaly, fa mbola ankamatatra ny fandehanan’ireo atleta malagasy any Casablanca Maroc. Tsiahivina […]
18 avrily 2025
Tir en l’air du 18 avril 2025
FOJAEB 2e édition: le rôle de la jeunesse africaine dans l’économie bleu
Toliara, la ville du Soleil, berceau de l’économie bleue de Madagascar, deuxième récif corallien du monde avec ses 543 km de côtes et non moins joyau côtier du Sud-ouest de Madagascar, accueille du 17 au 19 avril, la 2e édition du « Forum des jeunes africains sur l’économie bleue (FOJAEB) » sur le […]






