Matanjaka amin’ny fizahantany ny faritra Diana. Vao mainka hampiroborobo izany ny tetikasa « Green Mada Land” any amin’ny Nosy Sakatia. Niorina ny taona 2015 ny orinasa malagasy, Green Mada Land. Azony ny fahazoan-dalana hitantana ny Tahirin-tany ho an’ny fizahantany (Réserve foncière touristique) any Ampasindava Sakatia, taorian’ny antso fanehoana fahavononana (AMI) nataon’ny […]
Other News
Praiminisitra Ntsay Christian : “Hatsaraina ny fitantanana ny harem-pirenena”
Nihaona tamin’ireo solontenam-panjakana ao anatin’ny filankevi-pitantanan’ny orinasa ananan’ny fanjakana petra-bola ny praiminisitra Ntsay Christian, omaly, tetsy Anosy. Nisy hafatrafatra nampitainy tamin’izany. Nambarany fa tokony ho fanoitra lehibe hampandrosoana ny firenena ireo orinasa ireo, ka nanentanany ny rehetra ny hananana fanoloran-tena iombonana amin’ny fitantanana mahomby. Tokony hangarahara ary miompana indrindra amin’ny […]
TARATRY ny KANTO
Seho roa ho an’ny tarika Filah. Ny 1 mai amin’ny 3 ora tolakandro, ao amin’ny Chez Baba Isoraka. Vahiny nasaina manokana i Belahy. Ny 3 mai amin’ny 2 ora tolakandro « Revy glita », ao amin’ny Chez Food by Valimbavaka Anosivavaka Ambohimanarina. Tafaraka amin’ny tarika Filah amin’io i Belahy sy Hery Vaika. […]
Seho miavaka: Hiaka-tsehatra any Itavo Belazao ny Bira Ti’Art
Hiaka-tsehatra ao amin’ny EPP Itavo, kaominina Belazao, Antsirabe, ny tarika Bira Ti’Art, ny alahadin’ny Paka izao. Hiavaka izany satria hifangaroan’ny seho samihafa eny an-tsehatra. Nambaran’ny eo anivon’ny tarika Bira Ti’Art fa ho hitan’ireo mpijery any an-toerana ny hira sy ny dihy mirindra ary ny fampihomehezana. Manampy izany koa ny “Comedie […]
Andro maneran-tany : Tsy misongadina ny zavakanto
Nankalazaina, omaly, ny Andro maneran-tany ho an’ny zavakanto. Ho an’i Madagasikara manokana, nangingina ny fankalazana. Ny ankamaroan’ny Malagasy aza tsy nahafantatra ny fisian’io andro natokan’ny Sampandraharahan’ny Firenena mikambana misahana ny kolontsaina sy ny fanabeazana (Unesco) ho an’ny kolontsaina io. Tsy nisy ny hetsika nisongadina. Tranga ahafahana mitaratra fa tsy mbola […]






