Naneho ny heviny momba ny fampiakaran’i Etazonia ny haba 47% ny Depiote Rajerson Antoine. Tokony handini-tena isika eto Madagasikara, araka ny nambarany… «Tokony handini-tena isika eto Madagasikara, ary hanomboka hijery fa misy zavatra tsy mety sy tsy manjary ataontsika eto. Raha mieritreritra handroso sy handeha lavitra eto amin’ny tany sy […]
Other News
SOMBIM-BAOVAO
Misongadina hatrany ilay Malagasy mpilalao baolina kitra, i El Hadary, any France. Ny alahady lasa teo, nandritra ny andro faha-23 hiadiana ny ho tompondakan’i France, sokajy U19, nivoaka ho mpandresy tamin’isa 4 no ho 2, nanoloana an’i Mulhouse ny ekipan’ ny Paris FC misy azy. Anisan’ireo nahafaty ny baolina iray […]
Rugby Afrika : Nanatrika seminera tany Maroc ny dokotera Felana
Notanterahina tany Saidia Oujda, Maroc, ny 4 hatramin’ ny 5 avrily lasa teo, ny semineran’ny Federasionin’ny rugby eto amin’ny faritr’i Afrika. Nandray anjara tamin’izany avokoa ireo federasionina maro misy eto Afrika, ary misolo tena ny Malagasy Rugby amin’izany, ny Dokotera Rajaona Felana. Tanjona amin’izany ny hampandrosoana ny Rugby, amin’ny sehatra […]
“World Cola PFL” : Hafana ny lalaon’ny Ajesaia sy ny Fosa Juniors
Hotanterahina ny faran’ny herinandro ho avy izao ny andro fahafolon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “World Cola PFL”. Anisan’ny fifanandrinana azo heverina ho toy ny famarananakely amin’izany, ny fihaonan’ny Fosa Juniors Boeny sy ny Ajesaia Bongolava, izay hatao any amin’ny Kianja Rabemananjara Mahajanga. Araka ny fikarohana natao, […]
Trail d’Ibity: Voalohany i Odilon sy i Jean-Claude
Tontosa soa aman-tsara ihany ny Trail d’Ibity 2025 na teo aza ny raho-mainty nitatao tamin’ny fifaninanana. Nandrombaka ny fandresena i Odilon sy i Jean-Claude. Nibata ny amboara teo amin’ny fihaonana ho an’ireo orinasa sy ny mpanohana, ny ekipan’ny Colas Madagascar. Notanterahina ny alahady 6 avrily lasa teo, tany Antsirabe, ny […]






