Lehilahy iray 25 taona hita faty tany Itavy Mangidy, tany Ikalamavony, omaly maraina.Nahitana tsindrona fito ny vatany, anisan’izany ny teo amin’ny masony, ny tratrany, ny kibony ary ny tongony, raha ny fizahana nataon’ny mpitsabo. Efa misokatra ny fanadihadiana ataon’ny zandarimaria any an-toerana. Voasambotry ny polisy ilay lehilahy mpitondra bajaj nandoro […]
Other News
Nilaza ho mahita afera tongolo : Tratra ilay ramatoa nisoloky 100 tapitrisa Ar
Herinandro nifampitadiavana, tratra tao Fianarantsoa, ilay ramatoa nahazo 100 tapitrisa Ar mahery tamin’ny alalan’ny fisolokiana. Voatazona koa ny vehivavy iray hafa nanafina azy. Vehivavy nisoloky volan’olona mitetina 100 tapitrisa Ar voasambotry ny zandarimaria tao amin’ny fokontany Manaotsara, kaominina Fianarantsoa, ny 5 avrily lasa teo. Nanaovan’io ramatoa io teti-dratsy ny olona […]
Ankazomanga : Trano hotohoton’ny afo
Nitrangana haintrano mahatsiravina teo amin’ny fokontany Ankazomanga Atsimo, boriborintany fahatelo, ny alin’ny talata 7 avrily teo. Trano lehibe iray niharan’ny firehetana tampoka tamin’ny 9 ora alina. Nikoropaka namono ny afo ny manodidina. Nitaona rano sy nitady hevitra nifehezana izany. Nihombo vetivety ny firehetana. Tetsy ankilany, naharay antso ny sampana mpamonjy […]
Mpitondra taxi-bisikileta voadona: polisy saika niharan’ny fitsaram-bahoaka
Nitangoronan’ny olona ny polisy iray monina eny Anosibe, omaly. Voalazan’ny nanatri-maso fa nidaroka mpitondra taxi-bisikileta izy. Naratra sy vaky loha ity farany. Polisy iray monina eny amin’ny fokontany Mandrangobato II, Anosibe, no saika niharan’ny fitsaram-bahoaka, omaly. Voalaza fa nanao fanamparam-pahefana, nidaroka mpitondra taxi-bisikileta izy. Nahatezitra ny mponina, izay mpiray tanàna […]
Route Ambila – Manakara: la technologie innovante appliquée dans la réhabilitation
Une portion de la route reliant Ambila et Manakara mesurant 5 km fait actuellement l’objet d’une réhabilitation, avec l’application d’une technologie innovante à savoir, la technologie Geocel qui contribue à renforcer la résistance de la route face à l’érosion et à l’usure, tout en assurant une meilleur stabilisation du sol. […]






