Hanomboka ny zoma ka haharitra telo andro ny Andron’ny seha-pamokarana atao eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina. Fotoana hampahafantarana ny vokatry ny indostria malagasy. Ho hita eny a-toerana avokoa ireo orinasa 12 nisitraka ny fiarovana ara-barotra napetraky ny «Autorité nationale chargée des mesures correctives commerciales» (ANMCC). Tanjona ny hanjifan’ny Malagasy ny […]
Other News
Tetikasa Sahofika: famokarana herinaratra lehibe indrindra eto Madagasikara
Goavana indrindra amin’ny famokarana herinaratra ny tetikasa Sahofika, hatrany amin’ny 200 MW. Manana petra-bola ao ny fanjakana malagasy iarahana amin’ny orinasa Neho. Natao sonia, omaly, ny fifanarahana eo amin’ny vovonan’orinasa Neho (Nouvelle énergie hydroélectrique de Onive) sy ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoranafo (MEH), misolo tena ny fanjakana malagasy. Nanatrika […]
Depiote Ratsiraka Sophie: “Tsy nohajaina ny safidim-bahoaka”
Naneho ny alahelony manoloana ny voka-pifidianana ben’ny Tanàna farany teo ny depiote Ratsiraka Sophie. Manahy mafy amin’ny hoavy ny tenany, tamin’izany. “Malahelo ny vahoaka mahita fa nanaovana tery vay manta ny fametrahana ny ben’ny Tanàna tsy lany. Lasa ny fiarahamonina no simba sy potika tanteraka. Satria tsy nohajaina ny safidim-bahoaka”. […]
Sombim-baovao
Ho fanomanana ny CJSOI sy ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja Judo, misy ny « Open Mat » na ny fanazarantena hiarahana isan’andro, ny alatsinainy hatramin’ny zoma. Eny amin’ny Dojo Saint Michel Amparibe sy ny Dojo Sainte Famille Mahamasina no hanaovana izany. Ny Cadets sy ny Juniors no voakasika amin’izany. Tontosa […]
Fitantanana Spaoro: tanora vonona hizara ny traikefany i Zo
Tanora anisan’ny nanaraka ny fiofanana Cams (Cours avancés en management du sport), Andriambololona Zo Hajanirina ary nahazo ny mari-pahaizana, tamin’ny andiany faha-6 « Fototra » farany teo. Tsy vaovao eo amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena izy ary vao haingana no nandrombaka ny medaly volamena, nandritra ny “Open de Saint Denis”, natao tany La Réunion, […]






