Indray nihira tamin-dry Rado, ED Andriamalala, Dox, sns, i Randja Zanamihoatra. Efa maro mpahalala kanefa mbola hampitaina amin’ny taranaka ny sanganasany, mandritra ny fanamarihana ny faha-100 taonany. 29 mey 1925 – 29 mey 2025. Amin’io daty io no feno 100 taona ilay mpanoratra sy poeta Randriamananjara Edmond, na i Randja […]
Other News
Fantina sy fintina
Hotanterahina any Toliary ny filankevitry ny minisitra sy ny filankevitry ny governemanta, anio sy rahampitso. Efa nanaovana izany ny tany Toamasina sy ny tany Mahajanga ary izao hatao any Atsimon’ny Nosy izao indray. Hiara-dalana amin’izany ny fitokanan’ny filoha fotodrafitrasa samihafa any an-toerana. Hifarana ny 15 mey izao ny fanavaozana ny […]
Fanabeazana aloha!
Nivoaka iny ny tatitra avy amin’ny Birao mahaleo tena miady amin’ny kolikoly. Mbola loha-lisitra hatrany ny avy eny amin’ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana. Ny tontolon’ny fananan-tany kosa no nahazoana fitarainana be indrindra. Niavaka tamin’ity taona ity, nihena be ny fitoriana ny fitsarana sy ny mpitandro filaminana. Toraka izany ny fahasalamana, izay nampikaikaika […]
Fampandrosoana eny ifotony: hiara-kiasa amin’ny distrika fito ry zareo Sinoa
Noraisin’ny filohan’ny Antenimierampirenena, Tokely Justin, teny Tsimbazaza, ny delegasionina sinoa avy amin’ ny « China NGO Network for International Exchanges – CNIE”. Nitarika izany ny filoha lefitra, Li Jun, sy ny masoivoho, Ji Ping. Niompana tamin’ny resaka diplomasia parlemantera, amin’ny maha mpanao lalàna ny Antenimierampirenena, ny dinika ka nanamafisan’ny filohan’ny […]
Tselatra
Nidina ifotony sy nanara-maso hanatsarana ny fomba fiasan’ny ekipa misehatra eny an-kianja ny tomponandraikitry ny polisy, ny harivan’ny alatsinainy 12 mey teo. Nitarika izany ny minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny controleur général de Police Rakotozanany Dany Marius. Namoy ny ainy voatomboky ny zandriny angady ny lehilahy iray tao Manarinony, kaominin’ Ambalamanakana, […]






