Other News

Lozam-pifamoivoizana RN4: naharatrana olona telo

Tra-doza teo amin’ny PK 236+500, tetezana Ampisavan­karatra, kaominina Ambanivohitra Andriba, Maevatanàna, lalam-pirenena fahefatra, ny fiara fitateram-bahoaka sprinter afakomaly tamin’ny 5 ora latsaka fahefany hariva. Avy aty Antananarivo hihazo an’Ambanja izy io no izao niharan-doza izao. Nidofotra tamin’ny vodina kamiao iray mpitatitra entana teo alohany ity fiara ity ka potika sy […]