Nanapa-kevitra ny hametra-pialana ny filohan’ny Federation sport automobile de Madagascar (FSAM), rehefa tsy tazana nandritra ny taom-pilalaovana 2024. Nanipy ny fanohizana ny fitantanana any amin’ireo filohan’ny klioba izay nanangana ny rafitra tetezamita izy, mandra-pahatonga ny fifidianana vaovao. Nampahafantarin’ny komity mpanatanteraka tetezamita ny mpanao gazety teny Marais Masay, ny zoma lasa […]
Other News
Mbolalalaina Joël : Atleta mahafehy taranja maro
Vitsy ny atleta mahafehy taranja maro eto Madagasikara. Anisan’izany Rakotoniaina Aimé Mbolalalaina Joël, izay sady mpanazatra, mpilalao baolina kitra sy rugby ary basikety, miampy ny judo sy ny tolona ary ny taekwondo. Atleta feno! Io teny io no azo ilazana an-dRakotoniaina Aimé Mbolalalaina Joël, Malagasy atleta 28 taona, izay fantatry […]
TARATRY ny KANTO
Noraisin’ny filohan’ny Repoblika Rajoelina Andry tao amin’ny Lapan’Ambohitsirohitra, ny zoma lasa teo, ny solontenan’ny fianakaviana Kamamy. Misolo tena ny taranaka mivantan’ny Ampanjaka Toera sy ireo olom-boafidy avy any amin’ny faritr’i Menabe izy ireo. Mba hahafahana mandamina ny fomba fandraisana ny kabeson’ny Ampanjaka Toera. Atao makotrokotroka ny fandraisana azy io satria […]
« Zara-Revy »- Samoëla: Nitety vanim-potoana tao anatin’ny ora dimy
Taona 2025, mandia ny faha-30 taonany an-tsehatra i Samoëla. “Efa sasany”, no nilazany ity vanim-potoana lehibe ity. Tao anatin’ny fampisehoana “Zara-Revy” andiany fahefatra, notanterahina tetsy amin’ny Kianjan’ny Malacam Antanimena, no nitetezany an-kira io 30 taona io. Izany hoe, saika ireo hira anisan’ny nahafantarana an’i Samoëla no nomena laka kokoa. Samy […]
« Efa ela loatra… » : Tsy nifankafoy ny Olom- belo Ricky sy ny mpankafy
“Efa ela loatra…”, tsy nihaonana tokoa ny Olombelo Ricky sy ny mpitia zavakanto. Io hetaheta ny hifanatri-tava io no nomena lanja lehibe tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina Imahamasina, omaly. Ny figadon’ny zavamaneno eny am-boalohany dia efa fitarihan-dalana hampahatsiahy ny tany amin’ny dimy amby efapolo taona lasa. Nanamarika hatrany […]






