Nahazo fanasana hiatrika lalao ara-pirahalahiana izay hifanandrinana amin’i Maroc, any Rabat, ny Barean’i Madagasikara, ny volana jona ho avy izao. Aorian’io kosa, hifandona amin’i Ouganda. “Hifandona amin’ny goavana!”. Raha ny filazan’ny loharanom-baovao iray eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), omaly, hifandona amin’ny tompondakan’i Afrika, farany teo, ny Lion de […]
Other News
VAOVAO TAMBATRA
Tonga tao Toamasina, ny talata 5 mey teo, ny sambo Torm Elise, mitatitra solika. Mitotaly 64 500 taonina ny solika entiny, ahitana lasantsy, gazoala ary solitany fandrehitra. Omaly maraina no namonjy ny toeram-piantsonana izy, satria mbola nisy ny fampidinana ny solika mavesatra nentin’ny sambo Sea Treasure, teo alohany, omaly tolakandro. Vinavinaina […]
Toby Amoronakona : Tsy hisy ny kolikoly amin’ny fahazoana tranoheva
Hisokatra mialoha ny 26 jona ho avy izao ny toby fiantsonan’ny taksiborosy eny Amoronakona. Tonga teny an-toerana ny minisitry ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro, Andrianavalona Herizo, ny alarobia teo. Ny zotra mampiasa ny lalam-pirenena faha-2 sy ny RN7 no hapetraka eny. Miisa 110 ny tranoheva « box » ho an’ny […]
Centre de Formation Huawei : Hamoaka manam- pahaizana
Notokanana teny amin’ny Oniversiten’Antananarivo, ny alakamisy teo, ny Centre de formation Huawei. Ivontoerana ahafahan’ireo mpianatra mampihatra avy hatrany ny fianarana sy fiofanana arahiny. “Hanamafy ny fahaiza-manaon’ireo mpianatra eo amin’ny sehatry ny télécommunication ny fitaovana ampiasaina”, hoy ny talen’ny sekoly ambony Politeknika Antananarivo, ny Pr Rakotomalala Mamy Alain. Tombony ho an’i […]
Foire Internationale de Madagascar: Taratry ny toekarena malagasy
Ambohipihaonan’ireo mpisehatra ara-toekarena eto Madagasikara sy avy any ivelany ny Tsenabe iraisam-pirenena (FIM). Fotoana ahafahan’ireo mpandraharaha sy ireo matihanina samihafa mifanakalo hevitra sy traikefa hampandrosoana ny toekarena. Nanomboka omaly ka hatramin’ny alahady ny Tsenabe iraisam-pirenena eto Madagasikara « Foire internationale de Madagascar » (Fim) andiany faha-27. Hetsika karakarain’ny Madavision, eny amin’ny CCI […]






