Une tentative de manifestation à Toliara, organisée par le député Siteny Randrianasoloniaiko, chef de l’opposition et membre de la plateforme Firaisankina, a échoué le week-end, face à une forte présence des éléments des Forces de défense et de sécurité. Le but de cette mobilisation était de s’opposer au projet Base […]
Other News
Collectivités territoriales décentralisées: la majorité des maires entrent en fonction
La Grande île a presque achevé l’installation officielle de ses nouveaux maires. Récemment, dans la région Betsiboka, 39 maires ont été officiellement investis de leur fonction. Parmi ces nouveaux maires investis, 19 proviennent du district de Maevatanàna, 17 de Tsaratanàna, et le reste de Kandreho. La ministre de l’Enseignement supérieur […]
FANTINA sy FINTINA
Efa navoakan’ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsarana ny fampahafantarana ho an’ireo maniry ho mpikambana eo anivon’ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena momba ny zon’olombelona na CNIDH. Hotanterahina ny 15 mey izao, eny Faravohitra, ny fifidianana ny ho solontenan’ny fiarahamonimpirenena ho mpikamban’ny CNIDH. Nosalorana samboady ny zoma teo ireo ben’ ny Tanàna miisa 25 […]
Fanatsarana fomba fiasa : fitsarana tsy mitanila sy mahaleo tena
Notanterahina ny faran’ny herinandro teo, tao Miandrivazo, ny fametrahana ny filohan’ny fitsarana any an-toerana, Randriamboavonjy Caëtha Zo Maharitra. Nofariparitany tamin’izany ny tetikasany. Nambarany fa hiezaka ny tenany hametraka fitsarana tsy mitanila sy mahaleo tena. “Hapetratsika koa ny fitsarana lavitry ny kolikoly ary fitsarana manakaiky vahoaka”, hoy izy. Nanteriny fa hatao […]
Habibiana!
Mampihorin-koditra, mampitampim-bava… Tsy inona fa ny tsy fandriampahalemana tato ho ato izay. Vono olona, fanolanana… Efa tena tsy mifaditrovana ny olon-dratsy? Tsy matahotra an’Andriamanitra, tsy mataho-tody… Efa tsy mahay manavaka ny tsara sy ny ratsy: tsy mihevi-tena ho olona fa biby, tsy mihevitra ny hafa ho olona? Mila handeha […]






