Nanazava ny momba ny raharaha namoahana am-ponja ny vadin’ny Kly Rakotomamonjy Patrick ny minisitry ny Fanabezam-pirenena, Sahondrarimalala Marie Michelle. Nanteriny fa efa mazava ny fanambarana nataon’ny minisiteran’ny Fitsarana. “Nibaiko ny fampanoavana ny minisitry ny Fitsarana mba tsy hanohitra, hanao “Opposition” ny fanapahan-kevitry ny mpitsara mpamoaka didy raha nangataka fahafahana vonjimaika, […]
Other News
Famerenana ny “Iles Eparses”: Mitaky paikady diplaomatika matotra ny MMM
Nanao fanambarana, manoloana ny raharaham-pirenena, ny eo anivon’ny antoko Malagasy miara-miainga (MM M). Anisan’ny nitondran’izy ireo ny heviny ny momba ireo Nosy Malagasy. Nambaran’ity antoko ity fa manana zo hitsidika ny “Iles Eparses” ny mpitondra amin’ny maha frantsay azy. “Tsy vahaolana anefa izany… Vahaolana avy aminay ny hametrahana paikady diplaomatika […]
Fitakiana ny “Iles Eparses”: Manamafy ny fanohanany an’i Madagasikara i Rosia
Mbola nanamafy indray. Nambaran’ny filohan’ny Fikambanana “Association Russie – Madagasikara-ARM”, Rakotonirina Richard, fa eo hatrany i Rosia manoloana ireo Nosy Malagasy “Iles Eparses”. Notsiahiviny fa efa mazava ny fehin-kevitry ny ONU ny taona 1979, fa an’i Madagasikara ary haverina aminy ireo Nosy ireo. Tsy mbola tanteraka anefa izany hatramin’izao ary […]
Tontolom-piarahamonina: Mampitovy ny olon-drehetra sy mampiavaka ny tsirairay ny zon’olombelona
Ny zon’olombelona no mampiavaka ny olombelona amin’ny biby; eny, na misy aza, ohatra, ny fikambanana miaro ny zon’ny biby any amin’ny firenen-dehibe sasany. Ny zon’olombelona no mampitovy ny olon-drehetra sy mampiavaka ny tsirairay . Izay tsara ho fantatra… Tamin’ny 10 desambra 1948 no nolaniana sy nampahafantarin’ny Fivoriamben’ny Firenena mikambana (ONU) […]
TARATRY ny KANTO
Hisy atrikasa momba ny zon’ny mpamorona. Hotontosaina rahampitso 9 mey izany, manomboka amin’ny 2 ora, etsy amin’ny Anac Anosy. Hitarika izany ny talen’ny Omda, Joelinirina Rarivojaona, hamelabelatra manodidina ny fifehezana ny lalàna, ny fahafaha-miaro ny sanganasa, ny fanatsarana ny fiaraha-miasa anatin’ny tontolon’ny zavakanto ary ny fanomezan-danja ny forona ara-javakanto. Hanokatra […]






