Marihina amin’ity 6 mey ity, maneran-tany, ny fanadihadiana sy fitrandrahana ny fomba fiasan’ny fampahalalam-baovao mifantoka amin’ny fanomezan-danja ny vehivavy “Projet mondial de monitorage des médias – Global Media Monitoring Project” (GMMP). Efa fanao isaky ny dimy taona izany ka anisan’ny mandray anjara amin’ity hetsika iray ity ny eo anivon’ny “Femmes […]
Other News
VAOVAO TAMBATRA
Miteraka resabe eny anivon’ny fiarahamonina ny fiakaran’ny vidin-tsolika. Tsy zakan’ny fahefa-mividin’ny Malagasy ny zava-misy na dia manaraka ny vidin-tsolika tena marina aza isika. Marihina fa tafakatra 5 510Ar/l ny lasantsy raha toa ka 5 320Ar/l izany teo aloha. Sandaina 3 230Ar/l ny solika fandrehitra raha 3 030Ar izany. Niakatra ho […]
Tsena iraisam-pirenena: Tombanana hidina ny vidin’ny akora fototra
Tombanana hidina ny vidin’ny akora fototra maneran-tany hatramin’ny taona 2026, vidiny izay anisan’ny ambany indrindra tao anatin’ny enin-taona farany. Vinavina navoakan’ny Banky iraisam-pirenena amin’ny tatitra “Commodity Markets Outlook”, nivoaka ny herinandro teo, izany. Anisany antony hampihena io vidin’entana io ny fihenan’ny harinkarena maneran-tany, ny fitomboan’ny famokarana solika ary ny fiovan’ny […]
Alpha ciment: Nifanakalo hevitra tamin’ny mpanjifa
Nihaona tamin’ireo mpanjifany sy ireo mpisehatra rehetra amin’ny fanaovan-trano, teny Vontovorona, ny Alpha ciment, ny sabotsy 26 avrily lasa teo. Fifampizarana traikefa sy fifanakalozan-kevitra no natao tamin’izany ka an-jatony ireo niatrika izany. Nisy ny mpanao trano, mpitantana orinasa, mpivarotra sy mpaninjara ary izay rehetra ao anatin’ny tontolon’ny mpampiasa simenitra. Iray […]
Fahaiza-mampiasa ny IA: Mametraka ny daholobe ho ivon’ny fampandrosoana
Mandray anjara amin’ny fampandrosoana ny tolotra omen’ny biraom-panjakana sy ny sehatrasa samihafa ny fampiasana ny faharanitan-tsaina artifisialy (IA). Manohy ny asany amin’ny fanatsarana izany ho an’ny dahalobe, amin’ny alalan’ny IA sy ny fanovana niomerika, i Madagasikara. Nitondra ny feon’ny firenena momba ny fanovana niomerika sy ny fampiasana ny IA ny […]






