Other News

Asan-jiolahy eto Toamasina: Efa manatona ny tranon’ ny olona ambony

Efa mampiteny ny moana ny paikadin’ny mpangalatra any Toamasina. Ny alin’ny alatsinainy hifoha talata 18 marsa teo, nidiran’ny jiolahy ny tokotany roa tao amin’ny Cite Duplex any an-toerana. Nalain’izy ireo nandritra izany, ny baterian’ny fiara roa tavela tao. Tsy nokitihin’ireo jiolahy ny fiara iray sy moto efatra, quad roa tao amin’ireo […]

Takaitran’ny rivodoza tany Menabe: Nanampy ny traboina Rajoelina Patrick

Nambaran’ny eo anivon’ny orinasa Societé des amis de Madagascar fa amin’ny fotoan-tsarotra no tena hanaporofoana ny firaisankina sy hahalalana ny tena namana. Nampi­harin’izy ireo izany ka nitondra fanampiana ho an’ny vahoaka traboina noho ny rivodoza tany Morondava, Menabe, ity orinasa tantanin-dRajoelina Patrick ity. Tafiditra amin’ny famaliana ny antso avo nataon’ny […]

Fotoam-pahatsiarovana : Hosokafana etsy amin’ny Kianja Barea ny 29 marsa

Homarihina ny 29 marsa izao ny faha-78 taon’ny tolom-panafahana 1947. Nambaran’ireo komity mpikarakara fa natao hetsika nasionaly ho fahatsiarovana sy fanamafisana ny soatoavina izany ka hotsarovana amin’ny toerana telo samihafa. Hanamarika ny fandaharam-potoana ho an’ny eto Antananarivo ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy izany, ny 21 marsa, etsy amin’ny Kianja Barea […]

IPAM : Hampandroso an’Antananarivo sy ny manodidina

Nanatanteraka fivoriana voalohany tetsy amin’ny La­pan’ny tanàna Analakely ireo ben’ny Tanàna mpikambana ao amin’ny Ivom-panajariana an’Antananarivo sy ny manodidina (Ipam), omaly. Fo­toana nahafahana nijery va­haolana mahakasika ny fitaterana sy ny fitantanana ny fako ary ny Jirama. Lohahevitra nodinihina ny fiantraikan’ny fitaterana amin’ny tontolo iainana sy ny vidiny. Teo koa ny […]

Vokatra “Vita malagasy” : Nentanina hanjifa ny mponina

Nidina ifotony, nifampitakosina amin’ny mpiompy sy ny mpandraharaha ny minisitry ny Fampiroboroana ny indostria sy ny varotra, Ralambofiringa David, ahafahana mahafantatra ny filan’izy ireo. Tafiditra amin’ny fanatsarana ny kalitaon’ny vokatra izany. Samy nanentana ny rehetra ny minisitra sy ny governoran’ny faritra Vakinankaratra, VyVato Rakotovao, tao Antsi­rabe, ny herinandro teo, momba […]