Trano fivarotana roa no notetezina andian-jiolahy. Mandeha amin’ny andiany samihafa izy ireo izay manodidina ny 14 lahy. Mirongo antsy lava avokoa ry zalahy. Tao Tsarahonenana, carreau 4, ny alin’ny alahady hifoha ny alatsinainy 17 marsa teo, jiolahy miisa folo no nanafika tokantrano iray. Notorahan’izy ireo vato aloha ny tafontrano. Nandre […]
Other News
VAOVAO TAMBATRA
Vonona hamatsy vola hanarenana ny tetezan’Ifasy sy Mahavavy (RN6) ny Banky iraisam-pirenena. Eo am-pandinihana ny fomba hanatanterahana azy, miaraka amin’ny minisiteran’ny Asa vaventy, ny Antokondraharaha misahana ny lalana (Agence routière), ny orinasa Colas ary ny Banky iraisam-pirenena. Anisan’ireo firenena telo ho fitaratra i Madagasikara amin’ny sehatry ny angovo azo havaozina. […]
Lalana RN13 : Vita 70% ny Taolagnaro-Ambovombe
Nijery ny fizotry ny fanamboarana ny ampahany amin’ny lalam-pirenena faha-13, mampitohy an’i Taolagnaro sy Ambovombe, ny minisitry ny Asa vaventy (MTP), Rafidison Richard Théodore, sy ny mpiara-miasa aminy, ny herinandro lasa teo. Niaraka taminy koa ny solontenan’ny Vondrona eoropeanina, mamatsy vola ny fanamboarana ity lalana ity. Hita fa mandroso ny […]
Fitantanana trosa: Paikady vaovao ho an’i Madagasikara
Voalaza nandritra ny fivoriambe iraisam-pirenena faha-14 ny Firenena mikambana momba ny varotra sy ny fampandrosoana, (Cnuced), momba ny fitantanana ny trosa ireo paikady vaovao apetrak’i Madagasikara. Nitondra fanazavana mahakasika izany ny minisitry ny Toekarena sy ny fitantanam-bola, Rabarinirinarison Rindra Hasimbelo. Misy, hoy izy, ny rafitra handrindrana ny trosam-panjakana (dette publique) […]
Espace Jeune Entrepreneur (EJE): Hampahafantatra ireo paikady amin’ny fandraharahana
Hamaritra ny hoavin’ny fandraharahana ireo paikady mifanaraka amin’ny fanabeazana ara-bola. Io ny lohahevitry ny hetsika « Espace jeune entrepreneur (EJE) » andiany faha-13 amin’ity taona ity. Miantoka ny fampanana asa maharitra ny sehatry ny fandraharahana. Antony hametrahana ireo paikady mahomby rehetra ho ivon’ny hetsika “Espace jeune entrepreneur (EJE)”, andiany faha-13, ny 21 […]







