Sakana ho an’ny fanabeazana ny tovovavy malagasy ny olan’ny fadimbolana. Eto Madagasika, mahatratra hatrany amin’ny 20% ny tovovavy, eo anelanelan’ny 15 ka hatramin’ny 24 taona, no tsy mianatra noho izy ireo tsy afa-miaina am-pilaminana mandritra ny fadimbolany noho ny toe-bolany (précarité menstruelle). Anton’izany ireo fady ara-kolontsaina, ny vaovao diso. Nahatonga […]
Other News
Orange Money Pro: Vahaolana ho an’ny fitantanam-bola
Matihanina. Mora ampiasaina sady voaaro tanteraka ilay tolotra vaovao Orange Money Pro ataon’ny Orange Madagascar. Matihanina tanteraka izany ary natokana ho an’ireo mpaninjara sy mpivarotra hamaliana ny filany. Manamora ny fitantanana ireo Point de vente sy ireo tolotra samihafa ary ny fifandraisana amin’ireo banky ny tolotra ho an’ireo mpaninjara. Hampiasana […]
Vokatra malagasy: Manan-danja ho an’ny harin- karena faobe
Mandray anjara amin’ny fampandrosoana ny harin-karena faobe ny orinasa madinika sy salantsalany. Miantoka ny fampihenana ny fanafarana entana atao izy ireny saingy ilaina kosa ny fiarovana ny kalitao sy ny fenitry ny tolotra. Miantoka ny fampandrosoana ny toekarena eto amintsika ireo orinasa madinika sy salantsalany. Manandratra avo ny vokatra eto […]
Sandam-bola: Mihen-danja ny Ariary
Tsy mitsaha-mitotongana ny lanjan’ny vola Ariary. Tafahoatra ny 5 000 Ar ny 1 euro ary tafahoatra ny 4 500 Ar ny 1 dolara eo amin’ ny tsenam-bola iraisam-pirenena. Miaka-midina saingy misonga miakatra ny sandan’ny Ariary mitaha amin’ny euro. Nihoatra ny 5 000 Ar ny sandan’ny 1 euro nanomboka ny 5 marsa 2025 ho […]
TARATRY ny KANTO
« Comedy Show », iarahana amin’ireo vehivavy mpanao hatsikana, ny zoma 28 marsa izao, ao amin’ny Tana Water Front. Hifandimby an-tsehatra mandritra izany i Njara, Joaly, Mihora ary Ny Ahy. “Il etait une femme” ny lohahevitra hihodinan’ireo mpanakanto ireto, ho fanandratana izay talentan’ny vehivavy any anaty hatsikana izay. Hotanterahina anio, etsy amin’ny Cité […]







