Other News

Minisitra Marson Moustapha Abdulah: « Zava-dehibe ny fitaizana skoto »

Nankalazaina afakomaly, tetsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny andro afrikanina ho an’ny skotisma, andiany faha-15. Tonga nanatrika izany ny ray mpiahy ny hetsika, i Marson Moustapha Abdulah, minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS). Nambarany nandritra ny lahateniny fa zava-dehibe ho an’ny firenena ny fananana tanora voataiza amin’ny fomba skoto. […]

Fifanintsanana « Mondial 2026 » : Niatrika fanazaran-tena i Couturier sy i Tommy Iva

Afaka roa andro eo sisa, hifandona amin’ny les Fauves Centrafrique ny Barea de Madagascar. Fihaonana hatao any Maroc, ny alarobia 19 marsa ho avy izao, ary tafiditra amin’ny andro fahadimy, fifanintsanana “Mondial 2026”. Araka ny vaovao voaray omaly, efa tonga any Maroc, ny mpilalao milaravinahitra toa an-dry Clement Couturier sy […]

“Fiba 3×3 Champions Cup”: Tapitra ny lalan’ny Ankoay lahy sy vavy

Tontosa ny faran’ny herinandro teo, tany Thailande, ny fiadiana ny amboara maneran-tany, taranja basikety 3×3. Tsy nahomby ny ekipa malagasy, lahy sy vavy. Taorian’ny faharesena intelo nisesy nahazo ny ekipa malagasy Ankoay nandritra ny andro voalohany sy faharoa amin’ny fifaninanana “Fiba 3×3 Champions Cup” natao tany Bangkok Thai­lande, ny faran’ny […]

“XXLSmatchin by Be Connect” : Tompondaka 2025 ny IUM sy ny ESsca

Nifarana omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny andiany faha-11 amin’ny “XXL Smatchin by Be Connect”. Voahosotra ho tompondaka ny ekipan’ny IUM, vehivavy, sy ny ESsca. Avo lenta ny lalao famaranana, omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Teo amin’ny sokajy vehivavy, nataon’ny IUM sy ESsca tsy nipetraka ny mpijery basikety […]