Other News

Jly Ravalomanana Richard: “Natao ho an’ny vahoaka ny mpiasam-panjakana”

Nivoaka ny faran’ny herinandro teo ny andiany “Vanona” eo anivon’ny Sekolim-pirenena momba ny fitantanana ny raharaham-panjakana- Enam. Nanafatrafatra azy ireo ny filohan’ny Antenimierandoholona, ny Jly Ravalomanana Richard. Nambarany tamin’izany ny amin’ny tokony ha­natsarana hatrany ny fomba fiasa amin’ny fanatanterahana ny asam-panjakana. “Aoka mba ho ny tombontsoan’ny vahoaka malagasy sy ny […]

TSELATRA

Namoy ny ainy, nisy namono ny zanaky ny ben’ny Tanàna ao Tanambao, distrikan’i Bekily, afakomaly. Notafihan’ny andian’olona ny trano fonenan’io ben’ny Tanàna am-perinasa io. Lasibatry tamin’izany ilay zanany lahimatoa. Taksiborosy nahatraran’ny zandary rongony milanja 13 kilao tamin’ny RN1, teo Ankadimaimbo, fokontany Ambohibary, kaominina Analavory, omaly atoandro. Natao anaty fonosana, natambatr’io […]

Tsatok’antsy namoizana aina : Tratra ireo roa lahy namono an’i Tahina

Mpamerin-keloka avokoa ireo roa lahy namono nahafaty olona tao Toamasina. Voasambotra taorian’ny fanadihadiana lalina nataon’ny mpitandro filaminana izy roa lahy nahavanon-doza. Tsy naharitra ela fa ny alarobia 13 marsa no voasambotra tao An­tsara­kofafa i Abadalh Jhaylan, 21 taona, iray tamin’ ireo jiolahy nahavanon-doza, nanatombok’ antsy namono nahafaty an-dRandriamahefa Ta­hina, tovolahy […]