Other News

Tsy fananana lavapiringa: 300 000 Ar ny sazin’ny fanariana maloto ankalamanjana

Manodidina 28 -30 % ireo trano miorina eto Antananarivo no manana toeram-pivoahana na lavapiringa ara-dalàna sy manaraka ny fenitra tokony ho izy, raha ny tatitra voaray eo anivon’ny kaominina Antananarivo Reni­vohitra. Olana mahatonga izany ny tsy fanokanan’ny olona tetibola hanorenana lavapiringa eny anivon’ny tokantrano. Mampiasa lavapiringa ho an’ny daholobe na […]

FANTINA sy FINTINA

“Tsy miady an-trano ny Upar na ny TGV”, hoy ny mpikamban’ny Upar Fianarantsoa, Rakotoniaina Pety. Namaly ny fielezan’ny vaovao tsy marina ny amin’ny fifamaliana an-tsehatra tamin’ny hetsika tany an-toerana, ho fisaorana ny vahoaka noho ny nahavoafidy ny filoha Rajoelina Andry ny tenany. Nanapa-kevitra hiara-dalana amin’ny vovonana Firaisankina amin’ny fifidianana depiote […]

Zakahely Boniface: “Inoana hahazo ny maro anisa ny Firaisankina”

“Mino aho fa ny Firaisan­kina no hahazo ny maro anisa”, hoy ny fanehoan-kevitry ny depiote teo aloha, i Zakahely Boniface, amin’ny fiatrehana fifidianana solombavambahoaka ho avy izao. Misy ny filoha teo aloha, ohatra, ny Firaisankina, Ravalo­manana sy Rajaonarimam­pianina. Eo koa ny parlemantera teo aloha. Raha ny faritra avaratra, ohatra, voafehin’ny […]

Tsy hita be ihany

  Maro ny fanendrena tao anatin’ny filankevitry ny minisitra nivoaka afakomaly. Saika ireo olona any aminy no nahazo vahana. Raha ny tsikaritra dia ny minisitera manana antoko ivelan’ny volomboasary no mihazakazaka mametraka ny olony. Tsy mihambahamba ny antoko Freedom, ohatra, nametraka ny tale isam-paritra amin’ny fampianarana teknika sy ny fiofanana […]

Fiadidiana ny Repoblika: maherin’ny 700 ireo CV ho sekreteram-panjakana

Nifarana omaly ny fanaterana ny antontan-taratasy (CV) ho an’ireo maniry ho eo amin’ny sekreteram-panjakana (SE) anivon’ny fiadidiana ny Repoblika. Anjaran’ny filoham-pirenena avy eo ny mifantina ireo ho amin’izany toerana izany. Nivoaka tao amin’ny tambajotra kaonty “Linke­din” eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika fa miisa 765 ireo CV voaray hatramin’ ny fotoana […]