Mitohy ny lalan’ny Ankoay, sokajy lehilahy, ao anatin’ny fiadiana ny amboara maneran-tany, taranja basikety 3×3, tanterahina any Pologne, raha toa ka nifarana tamin’ny andro fahatelo kosa ny lalan’ny sokajy vehivavy. Taorian’ny fandresena indroa nisesy azon’ny sokajy lehilahy, hiatrika ny “Play in” izy ireo, rahampitso zoma 5 jona, ka ny laharana […]
Other News
Faharesen’ny Barea nanoloana an’i Maroc : “Tsy nitovy ny fanomanana…”, hoy i Corentin Martins
Manoloana ireny faharesena tany Maroc ireny, nivoaka amin’ny fahanginany ny mpanazatra Barea, Corentin Martins, omaly, tao amin’ny pejin’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF). “Fialana bala ve ”? Taorian’iny faharesena, 4 no ho 0, azon’ ny Barea teo anatrehan’i Maroc, nilaza ny mpanazatra ny ekipa nasionaly Barea, i Corentin Martins, omaly, […]
Fiaraha-miombon’antoka : Ambasadaoron’ny Airtel i LJo sy Valisoa
Nohavaozina ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny Airtel sy Airtel Money amin’i LJo sy Valisoa Ramananjanahary, fantatra hoe Valisoa Regarde le monde, anaty tambajotra sosialy. Notendrena ho ambasadaoron’ny Airtel sy Airtel Money izy mianadahy ireo, hitondra ny mari-pamantarana manerana ny dia halehan’izy ireo. Izany hoe, hisolo tena ny Airtel sy ny […]
StarTimes : Tolotra manokana ho an’ny mpanjifa
Manakaiky ny mpanjifa! Tsy mitsahatra mikaroka zava-baovao sy manome fahafam-po ny mpanjifany hatrany ny StarTimes. Tolotra miavaka indray no atolony, nanomboka ny 1 jona hatramin’ny 31 jolay. Misitraka karazam-pandaharana fanampiny maro ny mpanjifa mandritra io roa volana io, rehefa manampy 10 000 Ar monja amin’ny saram-pamandrihana mahazatra. Misy karazany telo izany, […]
Famokarana : Nahazo fampitaovana ny MEH
Mitentina 2 500 tapitrisa dolara ny tetibidin’ireo fitaovana natolotra ho an’ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoranafo (MEH), teny Ampandrianomby, omaly. Fampitaovana hanamafisana ny fahafahan’ny minisitera manatanteraka ny andraikiny. Tafiditra ao anatin’izany ny fiara tsy mataho-dalana (Pick-Up) miisa 38, moto « cross » 55, « laptop » miisa 55. Eo ihany koa ireo solosaina fampiasa am-birao […]







