Mitsidika ny any New Delhi Inde, ireo delegasionina tarihin’ny filohan’ny Antenimierampirenena, Tokely Justin. Nanomboka afakomaly ny fivahinianana any an-toerana ka nihaonan’ny delegasionina tamin’ny mpirakidraharaha eo anivon’ny masoivoho malagasy, Rasamoelina Tahina. Hihaona amin’ireo mpitondra izy ireo aorian’izany. Any New York Etazonia ireo loholona mirahavavy, Ramarosoa Emiline sy Raharinirina Sidonie, amin’izao fotoana […]
Other News
Minisiteran’ny Raharaham-bahiny : Nohavaozina sy nohatsaraina ny efitrano fivoriana
Nandritra ny 20 taona, tsy nisy fanamboarana ny efitrano fivoriana eny amin’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny, Anosy. Amin’izao, nohavaozina sy nohatsaraina izany fandraisana fivoriana iraisam-pirenena sy fifanaovan-tsonia amin’ireo firenena avy any ivelany izany. Mariky ny fahombiazan’ny diplaomasia malagasy amin’ny fifandraisana sy fiaraha-miasa amin’ny any ivelany izao nahazoana nanao ny fanavaozana izao. “Lanonana […]
Mila malina
Tsy ny ranobe na ny haintany ihany no voka-dratsy ateraky ny toetr’andro mivadibadika. Mahakasika mivantana ny andavanandron’ny tsirairay izany. Lasibatra voalohany ny lafiny fahasalamana. Voatohintohina mivantana ny sakafo sy ny fanjifana araka ny tokony ho izy na tsia. Mila mijery akaiky izany ny mpivarotra hani-masaka izay mahazo vahana etsy […]
Fitantanana ny eny anivon’ny kaominina : Nofanin’ny MFFT ireo mpiandraikitra eny ifotony
Nanomboka omaly ary haharitra hefarana ny fampiofanana ireo ho mpampiofana ho amin’ny fampandrosoana eny ifotony. Iarahana amin’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny any (MFFT) izany ary tanterahina etsy amin’ny FDL Anosy. Nambaran’ny tomponandraikitra fa hatao izao mba hanamafisana ny fahaiza-manao teknika sy ara-panabeazana ho an’ireo voakasika. « Hahafahany manohana […]







