Other News

Lomano-Mada 25m: Zava-bita tsara indrindra telo montsana

Zava-bita tsara indrindra 3 no montsana, nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Ma­da­gasikara, taranja lomano, ho an’ny dobo filomanosana 25 metatra. Fifaninanana no­tontosaina teny amin’ny Esca Antanimena, ny faran’ny herinandro, izay nahitana mpandray anjara 457, avy amin’ny ligim-paritra 7, manerana ny Nosy. Teo amin’ny 50 m dos, nomontsanin-dRabej­a­ona Holy Antsa ny […]

« Ligue des Champions » : Hafana ny lalaon’ny Liverpool sy ny PSG

Hotanterahina anio, ao amin’ny Kianja Parc de Princes France, ny fifanandrinan’ny Paris Saint Germain, ekipa mpampiantrano sy ny Liverpool FC, anglisy. Fihaonana izay tafiditra amin’ny lalao ampahavalon-dalana mandroson’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, taranja baolina kitra, « Ligue des Champions 2025 ». Raha ny valin’ny fikarohana natao, mbola manala vela amin’ity ekipa […]

Bisikileta – Maneran-tany: Laharana fahatelo alohan’ ny farany i Madagasikara

Ratsy ny toerana misy an’i Madagasikara amin’ny filaharana maneran-tany izay navoakan’ireo federasiona iraisam-pirenena UCI. Maro ny olana sedrain’ny mpikatroka ity taranja ity. Araka ny fikarohana na­tao omaly, tao anaty tambajotran-tserasera, efa nivoaka ny filaharan’ireo firenena mifaninana amin’ny hazakazaka bisikileta. Raha ny tazana tao amin’ilay rohy “Procyclingstats UCI Ran­king”, fantatra fa […]

VAOVAO TAMBATRA

Tanterahina mandritra ny telo andro, ao Berlin, ny « grand salon international du tourisme ITB 2025 ». Handray anjara amin’izany ny delegasionina malagasy, amin’ny alalan’ny Ofisim-pirenena mom­ba ny fizahantany sy ny minisiteran’ny Fizahantany sy ny asa tanana. Hetsika entina hampahafantarana ny Nosy malagasy sy ny hakantony izany. Mitotaly 213 752 ireo nitsidika ny faritra […]

Paositra Finances- Label Ampela Paré : Hanohana ny fandraharahan’ny vehivavy

Hanome tolotra manokana ho an’ny vehivavy ny Paositra Finances mandritra ny volana marsa amin’ny alalan’ny label Ampela Paré. Maimaimpoana ny saram-pikarakarana ny antontan-taratasy manerana ny masoivohon’ny Paositra Fi­nances ho an’ireo maniry hindram-bola. Tanjona ny hanohana ny fidiram-bolan’ny vehivavy mba hanatsarana hatrany ny seha-pihariany sy hampivelatra ny asa sahaniny. « Vehivavy avokoa […]