Trano ahitana rihana telo nirehitra tany Vakinankaratra, omaly maraina tamin’ny 9 ora sy sasany. May kilan’ny afo tao ny vola 4 tapitrisa Ariary. Court-circuit ny antony nahatonga ny firehetana raha ny fanazavana voaray. Nanomboka tany amin’ny rihana fahatelo ny afo. Simba avokoa ny entana rehetra tao amin’io trano io. Vata […]
Other News
Efa-mianaka resin-torimaso : Norobain’ny jiolahy ny basy sy ny vola
Nidiran’ny jiolahy antsokosoko tao amin’ny efitrano natoriany, teratany vahiny voaroba vola, niampy fitaovam-piadiana tao Mahambo, Fenoarivo Atsinanana, ny faran’ny herinandro teo. Teratany vahiny sy ny vady aman-janany niara-lasibatry ny asan-jiolahy tao amin’ny trano fandraisam-bahiny iray ao Doany, kaominina Mahambo, distrika Fenoarivo Atsinanana, ny alin’ny sabotsy 1 marsa teo. Nivahiny tao […]
Fanolanana ny zana-dabiny: Lehilahy 29 taona voasambotra
Fantatra fa naolan’ny raikeliny nanomboka teo amin’ny faha-7 taonany (2022) ny zazavavikely iray 9 taona tany amin’ny fokontany Ambondrona, Mahajanga. Nanatanteraka ny filan-dratsy taminy ny raikeliny, 29 taona, rehefa tsy ao an-trano ny renin’io zaza io. Tonga nitory teny anivon’ny mpitandro filaminana any an-toerana ny renin’ilay zaza, ka nahavoasambotra io […]
Opération « Coup d’arrêt » : Mpanendaka 23 lahy voasambotry ny polisy
Mpanendaka sy mpanaparitaka zava-mahadomelina eto Antananarivo ny ankamaroany, miisa 23 ireo voasambotry ny polisy avy eo anivon’ny CSP4 Isotry, nandritra ny hetsika “Coup d’arrêt”, afakomaly Miasa andro aman’alina, miara-mientana mamongotra ny mpanao ratsy, indrindra ho an’ny eto Antananarivo Renivohitra, ny polisim-pirenena, amin’ny alalan’ny hetsika manokana “Coup d’arrêt”. Telo lahy mpanao […]







