Other News

Hita tamin’ny « caméra de surveillance »: Tratra ireo roa lahy nandroba teny Ambodiafontsy

Tsy niandry ela! Andro vitsy taorian’ny nipariahan’ilay horonantsary naneho ilay famakiana trano niharo fandratrana teny Ambodiafontsy Ampitatafika, tratra ireo roa lahy nahavanon-doza. Miandry izay ho sazin’izy ireo ny mpanara-baovao. Notanana eny anivon’ny borigadin’ny zandarimaria Fenoarivo, omaly, ireo roa lahy nandroba sady nandratra ny zanaky ny tompon-trano tetsy Ambo­diafontsy Ampitatafika. Nanao […]

Dans le cosmos

A l’occasion du mois de la poésie, le Cercle germano-malgache/Goethe-Zentrum (CGM/GZ) propose un événement original intitulé «L’Éphémère en pose», à partir de ce jour jusqu’au 30 mars. L’objectif est de laisser libre cours aux créativités des passionnés et partager la passion pour la poésie. Une fois leur texte couché sur […]