Tarika roa anisan’ny sangany eo amin’ny fiangaliana ny mozika mavesatra no ho tafaraka. Tarika Mania sy ny tarika Alkhiniah, hanatanteraka ilay seho goavana « Power of Metal ». Raikitra ! Hotanterahina etsy amin’ny Cercle Franco-Malagasy (CFM) Anosy, ny sabotsy 19 avrily izao, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro ka hatramin’ny 10 ora alina ny […]
Other News
Fikarakarana hetsika: Tsy ampy ny fotodrafitrasa ho an’ny zavakanto
Sahirana ireo mpisehatra amin’ny zavakanto eto Madagasikara. Tsy ampy na tsy misy mihitsy ny fotodrafitrasa manara-penitra, mety amin’ny sehatra tsirairay. Mionona amin’izay azo ampiasaina ny mpanatalenta sy ny mpikarakara, ka mandatsaka ny kalitaon’ny seho matetika. «Tsara ny Lapan’ny fanatanjahantena, fa mba aiza ny an’ny zavakanto? » hoy ny fanontaniana napetrak’i Sareraka […]
SOMBIM-BAOVAO
Tsy afa-miatrika ilay fifaninanana “MIC 2025” ho an’ny sokajy zandriny, hatao any Espagne, ny 15 hatramin’ny 20 avrily ho avy izao, ny sekolim-baolina kitra Net Foot, noho ny olana ara-taratasy. Tsiahivina fa efa nisy ny ezaka nataon’izy ireo mahakasika izany saingy tsy nahitam-bokany. Nanatanteraka “visite d’audit annuel” teo anivon’ny Federasionina […]
Ligue des champions d’Europe : Raraka ny Real Madrid sy ny Bayern
Nitranga ny tsy nampoizina ary diso avokoa ny kajikajin’ireo mpanara-baovao amin’ny “Ligue des champions d’Europe”, taranja baolina kitra. Nihintsana teo amin’ny dingana ampahefa-dalana mantsy ireo klioba lehibe heverina ho manana herijika handrombaka ny amboara dia ny Real Madrid sy ny Bayern de Munich. Ny alarobia lasa teo, nandritra ny lalao […]
Ady totohondry : Nankatoavin’ny CIO ny Federasionina malagasy
Efa manana taratasy fahazoan-dalana amin’izao fotoana izao ny Federasionina malagasin’ny ady totohondry, araka ny nambaran’ny filohan’ity Federasionina ity, Rabarison Hery Mamy. Ny eo anivon’ny CIO (Comité international Olympique) no nanome alalana ny World Boxing ka nahazoana ny fankatoavana. Etsy ankilan’izay, mangataka ny fanjakana malagasy ihany koa ny eo anivon’ny Federasionina […]






