Other News

Lehilahy mamo: Maty kilan’ny afo tao an-tranony

Nitrangana firehetana trano iray tany Mahavanona Ant­siranana II, afakomaly tamin’ny 3 ora maraina. Tovolahy 28 taona, mamo ary tsy tafahetsika tao an-tranony no may kilan’ny afo nandritra izany. Fatin’olona efa may kilan’ny afo tanteraka sy niondrika teo amin’ny sisim-pandriana no hitan’ny fokonolona sy ny tomponandraikitra. Afon-tsigara no mety ho antony […]

Ambodiafontsy Ampitatafika : Tokantrano iray voatafika, mitotaly 16 tapitrisa Ariary ny entana very

Nitrangana fanafihana tokantrano iray tetsy Ambodiafontsy Ampiatatafika, afakomaly tamin’ny 8 ora sasany alina. Jiolahy roa lahy tsy nisaron-tava no niditra an-keriny tao an-trano, ka nandroba ny entana sy namono ny tovolahy iray 18 taona. Nitondra bar à mine ireo olon-dratsy, niditra nanainga moramora ny varavarana niditra ny trano. Fotoana tsy […]