Other News

TARATRY ny KANTO

Tsy ho ela dia afaka miverina mamaky boky ao amin’ny IKM Antsahavola indray ireo efa zatra izany. Nanolotra boky vaovao ho an’ity Ivokolo ity ny Librairie Il Etait Une Fois sy ny fikambanana Trait d’Union. Boky vaovao ho an’ny ankizy, ny tanora ary ny lehibe ireo. Misy ho an’ny mpianatra […]

Fanabeazana sy fitaizana: Vitsy mpisehatra ny fanoratana angano

Ry « Ikotofetsy sy Imaha­ka » efa navalon’ny taona ela. Efa hadinon’ny Malagasy ny fisiany. Tao anatin’ny 20 taona, nihena ny isan’ny mpanoratra angano. Rabenandra­sana Lalao, Arikom’s Randria, Ny Eja… Ireny anarana ireny hatrany no heno, fa ny hafa? Anisan’ny sarotra ny fanoratana angano, satria, maro ireo tsy maintsy hajaina. Antony iray […]

« Sehatry ny mpanoratra »: Hisy ny fihaonana amin’i Fanja Razah

Anisan’ireo mpanoratra mampamiratra ny teny malagasy izy. Hampahafantarina anatin’ny « Sehatry ny mpanoratra » i Fanja Razah sy ny sanganasany. Hisy ihany koa ny fihaonana mivantana aminy. «Manan-jo ny Teny no manan-tsata ihany koa, ka … andriano ho zary hasina hanasinan-Tanindrazana ny Tenindrazanao » Andalana notsongaina ta­min’ilay tononkalo “Izay resy… mandro an’ava!”, […]

FANTINA sy FINTINA

Niarahaba ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, ny governemanta manontolo, tarihin’ny Praiminisitra, Ntsay Christian, amin’ny nahavoahosotra azy ho « Mpitarika politika afrikanina mendrika ho an’ny taona 2024 » izao. “Maro ireo vina sy fanambin’ny fampandrosoana napetrany amin’ny sehatra rehetra ho an’ny vahoaka”, hoy ny fanambarana. Hotanterahina, anio, ao amin’ny kaominina Mandrosoa, Mandrosohasina, distrikan’Andramasina, […]

Minisitry ny Fitsarana : “Ilaina ny fanovantsika toe-tsaina”

Notanterahina teny amin’ny fonjaben’ Antanimora, oma­ly, ny fananganan-tsaina eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsarana. Nitarika izany ny minisitra Rakotomandimby Benjamin Alexis. Nambarany tamin’ny lahateniny fa betsaka ny zavatra vita ka ilana fanohanana ireo manao ezaka, miaraka amin’ny fanampian’ny fitondram-panjakana sy ireo mpiara-miombon’antoka. No­tsia­hiviny koa fa efa niditra ny 23 febroary teo ireo […]