“Na ny mpanohitra na ny fitondram-panjakana ary ireo raiamandreny rehetra, samy resy lahatra amin’izao fotoana izao. Hiroso sy handray an-tanana ary hijoro hiaro ny tetikasa”. Io ny fanazavan’ny Praiminisitra Ntsay Christian ny amin’ny fivorian’ny OMC Nat notarihiny tany Toliara, ny faran’ny herinandro teo, nifampidinihana momba ny tetikasa Base Toliara niaraka […]
Other News
Mandeha mafy sy lavitra
Anisan’ny ahalalan’ny any ivelany an’i Madagasikara, hono, ny hoe moramora. Mba marina? Samy mandini-tena, mitsara… Eo koa ny hoe am-boalohany ihany rehefa mandeha na manao zavatra. Afo-mololo? Nefa misy ny fiteny malagasy izay hoe ny hazakazaka tsy dia: tsy mahalasa lavitra ny fihazakazahana tsy amin’ny antony. Maika tratran’ny miadana. […]
Filohan’ny Antenimierampirenena: « Olana lehibe ny fiovana maneran-tany »
Niatrika ny fihaonamben’ny filohan’ny Antenimiera (ISC) tany Korea Atsimo ny filohan’ny Antenimierampirenena malagasy, Tokely Justin. Navoitrany tamin’ny lahateny nataony fa olana lehibe ny fiovana maneran-tany. Nitohy ny faran’ny herinandro teo ny fivorian’ny fihaonambe iraisam-pirenena ho an’ireo filohan’ny Antenimiera. Anisan’ireo niatrika izany tany Séoul ny filohan’ny Antenimierampirenena, Tokely Justin. Nitondrany fanazavana tamin’ny lahateniny […]






