Other News

Toekarena : Manomboka miarina ny sehatry ny fizahantany

Manodidina ny 308 000 ny mpizahatany tonga teto Madagasikara tamin’ny taon-dasa. « Porofo izao fa manomboka miarina ny sehatry ny fizahatany », hoy ny tale mpanatanteraky ny confédération du tourisme de Madagascar (CTM), Rakotomalala Lova. Niantraika teo amin’ny sehatry ny fizahantany ny Covid-19. Tafakatra 900 tapitrisa euros ny fatiantoka azo taorian’ny fanakatonana ny […]

Volobe : Hisokatra tsy ho ela ny antso an-tetikasa

Dingana gaovana no vitan’ny tetikasa Volobe taorian’ny fampiharana ny drafitra ara-tsosialy sy tontolo iainana vitany. Noho izany, hisokatra tsy ho ela ny antso an-tetikasa. Hamokatra angovo hatrany amin’ny 750GWh isan-taona ny tohodranon’i Volobe izay manana tanjaka 120MW ka mahavita mandrakotra 25% ny filana herinaratra eto Madagasikara. Izany hoe, afaka mamokatra […]

Olan’ny famokarana angovo: Manao antso avo ny Banky iraisam-pirenena

Ahina mbola hitohy ny olan’ny famokarana herinaratra eto Madagasikara raha tsy misy ny fandraisan’andraikitra haingana. Tsy ho tratra ny fisitrahana 80% angovo ny taona 2023, hoy ny Banky iraisam-pirenena. Mety mbola hitohy amin’ny taona ho avy ny olan’ny fahatapahan-jiro raha tsy misy fandraisana andraikitra haingana. Mila ampitomboina ao anatin’ny fotoana […]

Federasion’ny Taekwondo: Haverina indray ny fifidianana filoha

Mampalahelo ny zava-misy iainan’ny mpankafy ny Taekwondo WT malagasy. Araka ny loharanom-baovao iray, omaly, haverina indray ny fifidianana federaly rehetra eto Madagasikara. Atao ny 1 marsa ho avy izao ny an’ny seksiona Antananarivo Renivohitra. Hisy kaomisionina “ Comité Ad hoc” hatsangana, hitantana sy handrindra izany indray eto an-toerana. Raha ny […]

Taranja tolona : Hisy ny adina ho an’ny ekipa nasionaly

Nitohy ny sabotsy lasa teo, tetsy amin’ny Akademia na­siona­lin’ny fanatanjahantena (ANS) Ampefiloha, ny fampivondronana ny ekipa nasionaly malagasy amin’ny taranja tolona. Notsiahivin’ireo teknisianina eo anivon’ny Federa­siona malagasin’ny Tolona (FML), fa natao hanomanana ilay fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, izay hatao any Maroc, ny 29 avrily hatramin’ny 5 mey ho avy […]