35 Officiers Généraux promus en 2024 ont reçu leur étendard des mains du président de la République, Andry Rajoelina, Chef suprême de l’Armée, hier au 1er Bataillon Parachutiste à Ivato. « L’armée malgache est unie et indivisible », a-t-il déclaré à cette occasion. Général de division aérienne, Général de division, […]
Other News
Fiarovana ny tontolo iainana : Marisika tsikelikely amin’ny fampiasana arina ekolojika ny mponina
Azo lazaina ho efa manomboka marisika amin’ny fampiasana ny arina ekolojika ny ankamaroan’ny vahoaka malagasy amin’ izao fotoana izao. Noho ny fahatsapana ny fahasimban’ny tontolo iainana sy ny halafosan’ny arina tsotra eny an-tsena. Miankina tanteraka amin’ ny fampiasana ny arina fandrehitra sy kitay avokoa ny 95% ny tokantrano malagasy. Mbola lafo […]
Minisitra Marson Moustapha Abdulah: “Hatambatra ny hery ho fampandrosoana ny tanàna”
Tafapetraka omaly, eo amin’ny toeran’ny ben’ny Tanànan’i Mahajanga I, i Heriniaina Tia Solofomanga. Olom-panjakana maro no tonga nanatrika ny lanonana tany an-toerana. Notontosaina ny sabotsy teo, tao an-drenivohitr’i Boeny, ny lanonana manokana nametrahana ny ben’ny Tanànan’i Mahajanga I, i Heriniaina Tia Solofomanga na i Maire Daddy. Nitarika ny lanonana, tamin’izany, […]
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 64 ny fiofanana momba ny tetikasa « Jumelage SPS », novatsian’ny Vondrona eoropeanina (UE) vola, nandritra ny roa taona sy tapany. Tetikasa fiofanana ho an’ny teknisianina nifantoka tamin’ny fifehezana ny Fenitra ara-pahasalamana sy fahadiovana (SPS) ny vokatra ara-pamokarana sy ara-tsakafo. Miara-miombona antoka amin’ny fanatanterahana azy i Frantsa, Italia ary Madagasikara. Nihena […]
Tetikasa Ader : Famatsian-jiro amin’ny herin’ny masoandro
Mandeha ny fampidirana herinaratra amin’ny tontolo ambanivohitra. Toerana roa no nisitraka angovo azo havaozina, jiro azo avy amin’ny herin’ny masoandro, tato anatin’ny herinandro. Tafapetraka ny 14 feboary 2025 teo, ny fotodrafitrasa any amin’ny kaominina Lokomby, distrika Manakara, faritra Fitovinany. Tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny masoandro manana tanjaka 17,28 kWC. Mahatratra 68 […]






