Other News

MTP: Zana-kazo 2 000 isa voavoly

Natao ny 14 febroary teo, teny Ankadilalana, fokontany Ambatomirahavavy, kaominina Ampanotokana, ny fambolen-kazo 2025 ho an’ny fianakaviamben’ny minisiteran’ny Asa vaventy (MTP) sy ny rantsamangaikany. Nitarika ny hetsika ny minisitra Rafidison Richard Théodore, niaraka tamin’ny mpiara-miasa aminy. Nandray anjara koa ny solontena avy amin’ny minisiteran’ny Tontolo iainana (Medd). Natao izany, araka […]

Baolina kitra : Nodimandry i Benony Jacques

Misaona ny tontolon’ny baolina kitra malagasy. Nin­daosin’ny fahafatesana omaly, tany Toamasina, ny filohan’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF) teo aloha, i Benony Jacques. Raha tsiahivina, nitantana ny komitim-pirenena tamin’ny fandrindrana ny baolina kitra, ny taona 1990 – 1994, rehefa nandalo olana ity taranja ity. Taorian’io, nirotsaka ho filohan’ny federasiona ka […]

Fihaonana an-tampony faha-38 : Hitondra fanovana ho an’i Afrika, i Madagasikara

“Nanambara ny fahavononany hitondra fanovana azo tsapain-tanana ho an’i Afrika, i Madagasikara”, hoy ny filohan’ny Repoblika, Andry Rajoelina, tany Addis-Abeba. Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy tao Addis-Abeba ny andiany faha-38 amin’ ny fihaonana an-tampon’ireo filoham-panjakana sy governemantan’ny Vondrona afrikanina. Mandray anjara feno amin’ ireo adihevitra sy fivo­riana any an-toerana ny Filohan’ny […]

Tsipy kanetibe – “PPF 2025”: Nihintsana teo amin’ny manasa-dalana ny Malagasy

Tapitra teo amin’ny ankatoky ny famaranana ny dian’ny ekipa malagasy roa, nandritra ny famaranana lehibe, niadiana ny “Petanque passion française (PPF 2025)”. Fihaonana notanterahina omaly, tany amin’ny kianja Aix-en-Pro­vence, France. Raha tsiahivina, nomontsanin’ny ekipan’i Monros sy i Luc Laillé ary i Guillaune Magier, tamin’ny isa mavesatra, 13 no ho 2, […]