On y est. La science-fiction que l’on a l’habitude de voir dans des films, devient réalité. Inéluctable et indispensable, l’Intelligence artificielle (IA) fait désormais partie intégrante de notre quotidien. Une véritable prouesse technologique permettant à une machine d’effectuer des tâches complexes pour l’humain. Et le monde entier s’emballe. La France […]
Other News
672 millions ariary de pension détournés : Six agents du ministère de l’Economie, épinglés
Les chiffres donnent le tournis. 672 millions d’ariary au titre de fonds de pension, ont été détournés au sein du ministère de l’Economie et des finances (MEF). Et sans l’intervention du Bianco, les escrocs auraient certainement continué à soutirer illicitement des centaines de millions d’ariary, à l’Etat. Six agents du […]
Lalao’tsika – Yas Madagascar : Mpanjifa 32 nisitraka fanomezana
Natolotra omaly, teny Andraharo, ny lokan’ireo tsara vintana rehetra amin’ny «lalao’ tsika» andiany fahefatra nokarakarain’ny Yas Madagascar. Hetsika anisan’ny andrasan’ny mpanjifa isan-taona ny «lalao’tsika». «Natao hizarana fanomezana ho an’ny mpanjia sy hampahafantarana ny tolotra rehetra misy eo amin’ny Yas Madagascar ny lalao», hoy ny tomponandraikitry ny orinasa, Andriambololoniaina Riantsoa. Tamin’ity […]
Fanaovan-tsonia Santatra : Miara-miasa i Madagasikara sy ny Emirats-Arabo Mitambatra
Notanterahina omaly, tany Dubai, ny fanaovan-tsonia santatra. Fiaraha-miasa eo amin’ny fanjakana roa tonta. Antsoina hoe Accord de partenariat économique global na Comprehensive Economic Partnership Agreement (CEPA) izany fifanarahana izany. Nisolo tena ny fanjakana malagasy, tamin’izany, ny minisitry ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra, Ralambofiringa David, misolo toerana ny minisitry ny Raharaham-bahiny […]
SOMBIM-BAOVAO
Notontosaina nanomboka ny alatsinainy teo, tany Kameronina, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja Badminton. Anio kosa Ramanana Rahary Lalaina, Malagasy mpilaravinahitra, any France, no hiaka-tsehatra. Tanjony ny hibata medaly iray mandritra ity fifanintsanana ity. Tafakatra amin’ny laharana faha-38 maneran-tany, eo amin’ny sokajy latsaky ny 70kg, Seniors ny judokas malagasy, […]






