Other News

Trail Ibity andiany fahasivy : Hanampiana ireo zaza tsy ampy sakafo ao Antsirabe

Hotanterahina ny alahady 6 avrily ho avy izao, ny andiany fahasivy amin’ny Trail Ibity. Any amin’ny faritra Vakinan­karatra no hanatontosana izany. Ankoatra ny maha fifaninanana ara-panatanjahantena azy, tanjona ny hanangonam-bola hanampiana ireo zaza tsy ampy sakafo mahery vaika, beazin’ny trano fananjariana ara-tsakafo ao Ibity. Tsy hazakazaka fotsiny ny Trail Ibity, […]

Afrobasket 2025 : Ho avy ny 18 febroary i Mathias M’Madi

Efa manomboka tonga tsikelikely eto Madagasikara ireo mpilalao basikety milaravinahitra any ivelany, hiatrika ny dingana faran’ny fifanintsanana “Afrobasket 2025”. Anisan’ny andrasan’ny maro ny fahatongavan’ny andrarezina, i Mathias M’Madi, mpilalao manana ny maha izy azy sy misongadina. Ny talata 18 febroary izao no higadona eto an-tanindrazana i Mathias M’Madi, araka ny […]

Kianja Barea Mahamasina: Haharitra hatramin’ny rahampitso ny fitsirihana hataon’ny Caf

Efa eto an-toerana ireo iraky ny Kaonfederasiona afrikanina (Caf), hijery sy hanara-maso ny kianja Barea Mahamasina. Niasa avy hatrany izy ireo omaly, nitsidika ireo zavatra rehetra notakin’ny Caf. Tonga nitsidika sy nanara-maso ny fa­na­tsarana ny kianja Barea Mahamasina, omaly, ny “Inspecteur” roa lahy avy amin’ny Caf, i Diabete Zakarihya, sy […]

Minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena: Tanora maherin’ny arivo homena fiofanana

Hotanterahina any Toa­masina, manomboka ny 21 hatramin’ny 23 febroary ho avy izao, ny fanombohan’ny tetikasa “Tanora mandrafitra ny ho avy”. Araka ny fanambarana nataon’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), i Marson Mous­tapha Abdulah, omaly, tetsy Mahamasina, miisa arivo mahery eo ny tanora omena fiofanana araka asa eto Madagasikara, […]

Minisiteran’ny Mponina : Hovatsiana fitaovana sy vola ny vehivavy

Nambaran’ny minisitry ny Mponina sy ny firaisankina, Razafinjato Aurelie, fa vonona ny minisitera hanohana sy hanampy ireo fikambanam-behivavy mijoro ara-dalàna. Nanteriny fa mba tsy ho an’ny Andron’ny 8 mar­sa ihany no hijerena azy ireo. “Hatao mandavantaona ny hetsika hanohanana azy ireo. Hanampy tosika ara-pitaovana sy ara-bola ny fanjakana, miainga amin’ny […]