Other News

TSELATRA

Manomboka midina ifotony ireo mpitandro filaminana eo anivon’ny Emmo-Reg. Taorian’ny fahataperan’ny fe-potoana fanentanana momba ny fandrarana tsy hanaovana fanamiana miaramila sy ny mitovy aminy. Manara-maso sy manentana hatrany ny rehetra izy ireo. Amin’ny ankapobeny, efa tsy ahitana fanamiana miaramila intsony eny an-tsena saingy mbola misy kosa ireo olona hita manao […]

Tsy fandriampahalemana – RN2: Kamiao nitondra kojakojan-drano voatafika

Anisan’ny tahotry ny mpitatitra amin’ny zotra rezionaly sy nasionaly ny fisian’ny da­halo mpanafika fiara eto amin’ny Nosy, indrindra ny lalam-pirenena. Nitrangana asa fanafihana fiara lehibe iray, afakomaly alina, teo anelanelan’i Brickaville sy i Marozavavy. Kamiao iray lehibe, nitondra “conteneur” misy fitaovana fikirakira momba ny rano, io voatafika io, raha ny […]

Konnect by Blueline: l’Internet par satellite encore plus accessible

Konnect by Blueline continue de démocratiser l’accès à Internet à Madagascar. Après un lancement réussi en 2023, l’entreprise annonce de nouvelles offres adaptées aux besoins des particuliers et des entreprises. Il s’agit de rendre la connectivité encore plus abordable, notamment dans les zones reculées de l’île. Lors de la présentation […]