Other News

Ajustement des prix du carburant: le sans-plomb en baisse, le gasoil et le pétrole lampant en hausse

Le mécanisme d’ajustement automatique des prix du carburant prend effet à Madagascar. Désormais, les révisions tarifaires interviendront chaque mois entre le 1er et le 5, comme l’a d’ores et déjà annoncé le ministre de l’Energie et des Hydrocarbures, Olivier Jean-Baptiste. Cette nouvelle réglementation consiste à aligner les prix sur les […]

Fandrindram-piterahana: Mahasarika mpivady maro ny fanisana andro

Efa maro ny mpivady misafidy ny hanao fanabeazana aizana sy tonga manatona toeram-pitsaboana amin’izao fotoana izao. Antony mandrisika azy ireo hanao iza­ny ny fialana amin’ny fiterahana misesy eo anivon’ny tokantrano. Maro ny fomba azon’ny mpivady atao amin’ny tontolon’ny fanabeazana aizana. Misy ny fihinanana fanafody sy fanaovana tsindrona eny anivon’ny tobim-pahasalamana. […]

VAOVAO TAMBATRA

Tsy tapaka fa misokatra ny fifamoivoizana amin’ny RN 2, mampitohy an’Antananarivo sy Toamasina, na teo aza ny fandalovan’ny rivodoza Faida. Mitohy, toraka izany koa, ny any amin’ny RN6, avy eto Antananarivo mankany Antsiranana. Hatreto, misy fifindrana fiara fitaterana eo amin’ny tetezana Efasy sy Mahavavy. Fantarina ireo kaominina hotohanana amin’ny sehatry […]

Smmec-Madauto : Tolotra hiatrehana ny tsy fahampian’ny herinaratra

Fanampiana ny mpanjifa! Nohamafisina ny fiaraha-miasan’ny orinasa, sampandra­haraha ara-bola madinika, Smmec sy ny Madauto. Tan­jona ny hanomezana tolotra sahaza arakaraka ny fahefa-mividin’ny tsirairay manerana ny Nosy. Nohamoraina ny fampindramam-bola ahafahana mandoa tsikelikely ny vidin’entana mifanandrify amin’ny filan’ny mpanjifa isan-tsokajiny. Natao ho an’ny rehetra ny tolotra, olon-tsotra, mpandraharaha na orinasa madinika […]