“Milaza ny lalàna fa telo volana aorian’ny fifidianana ben’ny Tanàna, tokony hirosoana ny fifidianana filohan’ny fokontany”, hoy ny fanehoan-kevitry ny depiote voafidy tamin’ny anaran’ny Firaisankina tany amin’ny distrikan’i Faratsiho, Ramilison Andriamampionona Nomenjanahary. Ny lehiben’ny distrika no manao ny antso hifidianan’ny vahoaka mivantana izay ho filohan’ny fokontany. Tsy handaniam-bola izay. Famoriana […]
Other News
Imerintsiatosika: Nidina an-dalambe ny mponina
Nidina an-dalambe ireo mponina manana tany, tafiditra amin’ny tetikasa fanorenana ny tanana Tanamasoandro. Nihiaka sy niantsoantso ho fanoherana sy tsy fanekena izany izy ireo, omaly. “Tsy amidy ny taninay, tsy omenay ny taninay, aza ravaina ny tanànanay…”, hoy ireo mponina nanao ny hetsika ho tsy fankasitrahana ny tetikasa Tanamasoandro. Anisan’ny […]
Antoko HVM : “Tsy hanongam-panjakana izahay…”
Naneho ny fahavononany amin’ny fanohizany ny politika ny eo anivon’ny antoko HVM. Naneho ny heviny manoloana ny raharaham-pirenena izy ireo, ny faran’ny herinandro teo, tetsy Andraharo. Nambaran’ny mpandrindra nasionaly, Rakotovao Rivo, ary nohamafisiny fa mijoro ho mpanohitra hatrany izy ireo manoloana ny fanapahan-kevitra raisin’ny mpitondra. “Tsy hanongam-panjakana anefa izahay saingy […]
VAOVAO TAMBATRA
Mahatratra 733,2 tapitrisa dolara (2 933 miliara Ar) ny zaitra naondran’i Madagasikara tany Etazonia, ny taona 2024. Izany hoe, 49,3% amin’ireo vokatra fanondrana izany, manaraka azy ny lavanila 20,7%, ny harena an-kibon’ny tany 10%. Ankehitriny, mametra-panontaniana ho an’ny hoavin’ny Agoa ireo orinasa afakaba. Mikasa hanokatra ny habakabaka ho an’ny Air India […]
Fambolen-kazo 2025: Nahavita ny adidiny ny antoko Maitso
Mandray anjara hatrany amin’ny fanamaitsoana ny tontolo iainana ny antoko Maitso, Hasin’i Madagasikara. Nofaranany teny Ambatomanga, fokontany Beravina, kaominina Soalandy, ny sabotsy teo, ny fambolen-kazo nataony. « Zana-kazo miisa 15 000 novolena sy naparitaka tamina sekoly sy fiangonana ary lalankely samihafa miditra ny tanàna », hoy ny filohan’ny antoko, Alexandre Georget. Hazo fihinam-boa, […]






