Other News

Kitra – “Tournoi depiote Fidy” ; Tonga nanatrika ny fifaninanana ny minisitra

Tsy manavaka! Niatrika ny lanonam-panokafana ny fifaninanana baolina kitra, « Tour­noi depiote Fidy », teny amin’ ny Kianja Soavaly, fokontany Fiadanana Soanerana, ny minisitry ny Tanora sy ny fa­natanjahantena (MJS), i Mou­s­tapha Abdulah Marson, afakomaly. Hetsika karakarain’ ny solombavambahoaka voafidy teny amin’ny boriborin­tany fahefatra, Rafidimanana Désiré. Tsiahivina fa ao anatin’ny […]

Fanomanana ny CCC Zone 7 : Hanao « match de défi » ny GNVB

Anatin’ny fiomanana amin’ny fiatrehana ny fiadiana ny amboaran’ny klioba tompondaka eto amin’ny faritra faha-7, taranja volley-ball, amin’izao, ny ekipan’ny GNVB (Gendar­merie nationale de volley-ball), lahy sy vavy. Fifaninanana hatao any Maorisy, ny 1 hatramin’ny 8 marsa ho avy izao. Ho fanamafisana izay fanomanana sy fanazarantena izay, hisy ny “match de […]

Baolina kitra : Lalao miisa 6 hisedrana an’i Corentin Martins

Asa goavana no miandry an’i Corentin Da Silva Martins, mpanazatra ny Barea de Madagasca. Miisa 6 ireo fihao­nana goavana hatrehiny amin’ity taona ity. Lalao hiadiana ny tapakila “Mondial 2026”. Tsy misy fotoana hipetrapetrahana amin’ity taona 2025 ity ho an’ny mpanazatra vaovaon’ny Barea de Madagascar, i Corentin Da Silva Martins. Miisa […]

Nandeha nandro fa nafana : Renim-pianakaviana norobain’ny jiolahy, lasa ny 10 tapitrisa Ar

Trangana fanafihana mitam-piadiana roa samy hafa indray no niseho tao Toamasina tamina fokontany roa, ny zoma alina teo. Voalohany, tao Ambo­hijafy Avaratra, pari­sela 14/31, renim-piana­kavi­ana iray mpivarotra trondro no niharan’ny fanafihan-jiolahy. Maka trondro avy any Antsi­raka Soanierana Ivongo izy ka mivaro­tra izany ao amin’ny kaomi­nina ambanivohitr’i Sa­ham­­bala hatrany Mangabe Sahanato, distrikan’i […]

VAOVAO TAMBATRA

Misokatra ny fisoratana anarana handrafetana ny ekipa malagasy ho an’ny “First Global Cha­llenge 2025”. Fifaninanana iraisam-pirenena mamory tanora malagasy 13 ka hatramin’ny 17 taona, mbola mpianatra manam-pahaizana mahakasika ny robotika. Manana anjara toerana lehibe amin’ny fampandrosoana ny toekarena eto amitsika ny fisian’ny hetsika toy izao. Manomboka amin’ny 34 106 ka hatramin’ny […]