Other News

Faritra mando: Tototry ny fasika ny farihin’i Mandroseza

Natokana ho an’ny Andro maneran-tany ho an’ny faritra mando ny 2 febroary. Omaly 3 febroary kosa ny fotoana nankalazana izany tamin’ny fom­ba ofisialy, teny amin’ny farihin’i Mandroseza. Nitarika izany ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd), i Max Andonirina Fontaine. Lohahevitra noraisina « Ny faritra mando dia fitsinjovana […]

Madagascar Airlines: Hiverina ny sidina Paris-Antananarivo

Hiverina hanao sidina iraisam-pirenena, mampitohy an’i Paris sy Antananarivo, ny kaompania Madagascar Airlines amin’ny alalan’ny fifanarahana « codeshare » iarahany amin’ny Air France. Manan-kery manomboka androany ny tolotra. Noho izany, afaka mametraka ny kaodiny ao amin’ny kaompania Air France amin’ny laharana MD 7050 ireo mpandeha ny sidina Antananarivo-Paris an’ny kaompania malagasy. Raha […]

Tetikasa fanovana ny fomba fambolena: Miisa 1 400 ny tantsaha nisitraka masomboly vary safiotra

Sompitr’i Madagasikara ny faritra Alaotra Mangoro, antony nanokafan’ny filoham-pirenena ny fizarana hanam-pamokarana sy masomboly vary safiotra teny amin’ny Kianja maitson’ny kaominina Tanambe, distrika Amparafaravola, omaly. Mpamokatra miisa 1 400, ao amin’ny dis­trik’Amparafaravola, nisitraka masomboly avy amin’ny filoham-pirenena anatin’ny tetikasa fanovana ny fomba fambolena sy fampitomboana ny vokatra eto amintsika. Miisa 12 […]

Fako havadika Biogazy

Ankoatra ny fanodinana ny akora plastika, anisan’ny Toe­karena mihodina ihany koa ny fanodinana ny akora voajanahary ho vokatra hafa vaovao. Toy ny fanodinana azy ireny ho entona (gazy) ho lasa angovo, na ho saribao ekolojika, handrahoan-tsakafo. Misy ny tetikasa TWENex, miompana amin’ny fikarohana sy ny fanavaozana mahakasika ny fanajana ny […]

Ahodina ho lasa vokatra vaovao

Mitondra anjara biriky amin’­ny fikajiana ny tontolo iainana amin’ny seha-pihariana maitso ny orinasa Andao Company. Misehatra amin’ny fanodinana ny fako plastika ho lasa fitaovana azo ampiasaina, sady miteraka asa ho an’ny fiarahamonina, indrindra ny tanora izy ireo. Anisan’ny vokatra azo avy amin’ny fanodinana ny fako plastika ataon’ity orinasa ity ny […]