Hapetraka ny paikady hampiroboroboana ny Toekarena mihodina. Voakasik’ izany ny firenena manamorona sy ireo Nosy aty amin’ny ranomasimbe Indianina. Fomba famokarana sy fanjifana hifampizarana sady hanodinana indray ny akora efa niasa ny atao hoe Toekarena mihodina. Tanjona ny hitazonana sy hampaharitra ny fisiany sady hampisy vidiny azy indray, ka hampihena […]
Other News
TARATRY ny KANTO
“Ny hoavin’ny famoaham-boky – Vina toa inona no azon’ny Malagasy mpanoratra nofinofisina amin’ny 2030?”. Io ny lohahevitry ny savaravina am-pamoloana, hotontosaina rahampitso, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany, etsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy. Hanasana ireo mpanoratra sy mpisehatra rehetra eo amin’ny tontolon’ny boky izany. Mbola maro ny Malagasy tsy mahalala ny […]
FJKM – Tokantrano sy fitiavana : Ho an’ny rehetra ny « Vontom-pitia »
Tafiditra ao anatin’ny andiany faha-6 ilay hetsika « Vontom-pitia » fanaon’ny komitin’ny fiainam-pianakaviana eo anivon’ny FJKM. Hanomboka ny 10 febroary ka hatramin’ny 16 febroary, isaky ny amin’ny 12 ora atoandro ka hatramin’ ny 2 ora tolakandro, hisy hatrany ny fandaharam-potoana hitondrana fampianarana sy fanampiana ho an’ny fiainan-tokantrano sy ny fiainam-pitiavana. […]
“Festival Temps Fort Théatre 2025” : Asaina ireo mpisehatra handefa ny tetikasany
Mitondra aina vao ho an’ny teatra ny « Temps Fort Théatre ». Hiditra amin’ny andiany faharoa izany amin’ity, ka andrasana ireo tetikasa mahaliana rehetra, mba hahatomombana ny hetsika. Hotontosaina ny volana marsa izao ny andiany faharoa amin’ny « Festival Temps Fort Théatre », na ny TFT. Ho fanomanana izany, mba […]
FANTINA sy FINTINA
Niantso ny miaramila tsy ho voasarika amin’ ny fihantsiana politika fa hifantoka hatrany amin’ny fiarovana ny vahoaka sy ny fananany ny minisitry ny Foloalindahy. Nambarany fa natao hametraka fandriampahalemana izy ireo, tamin’ ny fanamarihana ny Andron’ny manamboninahitra lefitra tao amin’ny Ensoa Antsirabe, ny 1 febroary teo. Hamoaka ny valin’ny fanombanana […]






