Other News
Taranja tolona – Ekipa nasionaly : Hampivondrona ireo solofo mandimby
Ho fihatrehana ireo fifanintsanana iraisam-pirenena maro, hampivondrona ireo mpikatroka ny Federasiona malagasin’ny taranja tolona (FML), tarihin-dRaveloson Mamitiana. Nambaran’ity lehiben’ny federasiona ity, ny alakamisy lasa teo, tetsy Mahamasina fa hatao eny Ampefiloha, manomboka anio, ny fanomanana ny ekipa nasionaly. Ireo atleta zandriny nahazo ny laharana roa na telo voalohany isan-tsokajy tamin’ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Anisan’ny tena mampalaza ny eny Ankatso, ny fisian’ny fifaninanana kartie amin’ny taranja Rugby. Araka izany, misy ny lalao izay karakarain’ny AJS na ny fikambanan’ny tanora mpanao fanatanjahantena, ny alahady ho avy izao, eny an-toerana. Araka ny fikarohana natao miisa fito ny lalao handeha eny an-kianja amin’io fotoana io. Vita tanteraka […]
Karate-“Coupe de Mada enfants”: Hitiliana ny mpikatroka zandriny
Fifaninanana nasionaly hisantarana ny taom-pikatrohana 2025, ho an’ny federasion’ny Karate-do Malagasy, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, sokajy ankizy sy vehivavy. Fifaninanana hatao ny 1 sy 2 marsa izao, eny amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina. Ho an’ny fifaninanana ho an’ny ankizy, natao izany mba hahafahana mitily ireo atleta zandriny (U8-U10-U12-U14) sy taninketsan’ny […]
Rugby – Sevens challenger series: Makis 25 lahy miatrika fampivondronana
Avy hatrany dia vavany. Tsy miandry ela fa niditra amin’ny fampivondronana ny Makis de Madagascar, sokajy lehilahy, hiatrika ny “Sevens challenger series”. Fifaninanana ho an’olona fito. Nanomboka ny alarobia lasa teo, teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny fampivondronana ireo Makis 25 mirahalahy. Hanomana ny fiatrehana ny “Sevens challenger series”, ho […]






