Other News

Serasera: Fifaninanana dokambarotra

Tsy mitsahatra mivoatra ny tontolon’ny serasera. Miantraika any amin’ny sehatry ny dokambarotra koa ny fihazakazaky ny niomerika. Hatao ny 14 febroary 2025 ho avy izao ao amin’ny IFM Analakely ny « Alin’ny dokambarotra sy ny famoronana », andiany voalohany. Hetsika mifantoka amin’ny famoahana ny vokatry ny fifaninanana miompana amin’ny famokarana sy famoronana […]

Jirama: Tokantrano 200 000 hovatsiana jiro vaovao

Misy ny vina lavitr’ezaka hampitomboana ny vokatra herinaratra. Hitarina, noho izany, ny tokantrano misitraka herinaratra manerana ny faritra. Manohana ny tetikasa Lead ny Banky iraisam-pirenena. Tanjona ny hampitomboana ny fisitrahana herinaratra eto Mada­gasikara. Nampahafan­tarina, omaly, ny fahazoana fiarabe miisa 13, haparitaka any amin’ny faritra, hiantoka ny fitaterana ny fitaovana sy […]

TARATRY ny KANTO

Mbola be mpanjifa ny boky Malagasy. Porofon’ iza­ny, anisan’ireo nahalafosana be indrindra tamin’ny taona 2024 ny Ny Valamparian’i Bebe (Hobiana Andriani­merina), Amboarana angano (arikaomsa Randria) ary ny Fahalalam-pomba, fahaiza-miaina (Rakotoanosy Marie Michèle), raha araka ny fanisana nataon’ny Edi­tions Jeunes Malgaches. Mbola misy amidy avokoa ireto boky ireto, miaraka amin’ny endriny […]

Hira amin’ny teny frantsay: Andiany faha-3 ny « En chanson »

Tafiditra ao anatin’ny fanamarihana ny « Herinandron’ny Frankofonia ». Hanatanteraka ilay fifaninanana fahaiza-mihira amin’ny fiteny frantsay « En chanson », andiany fahatelo, ny Alliance française Antananarivo, etsy Andavamamba. Hatramin’ny 7 febroary izao, ny fisoratana anarana ao amin’ny departemantan’ny kolontsaina eny an-toerana. Ny 15 febroary kosa no hanatontosana ny fihainoana ireo mpifaninana. Anisan’ny hitsarana ny […]