Efa nisy ny fiaraha-miasa hatramin’izay, saingy nohamafisina izany. Tonga nitsidika ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, Mara Volamiranty Donna, omaly, tetsy amin’ny birao fiasany etsy Nanisana, ny masoivohon’i Egypta miasa eto, Rabab Said Abdou Abdelhadi. Niompana tamin’ny lafiny serasera sy ny kolontsaina ny dinika teo amin’ny roa tonta. Anisan’ny […]
Other News
Fiaraha-miasa : Hanampy ny tanora eo amin’ny demokrasia ny UE
Natao sonia tany Toliara, ny herinandro teo, ny fampahafantarana ny paikady iarahan’ny Vondrona eoropeanina sy ny minisiteran’ny Tetibola sy ny toekarena (MEF). Niatrika izany ny masoivohon’ i Alemaina sy i Frantsa ary ny UE. Teo koa ny avy amin’ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoranafo. Fandaharanasa hatramin’ ny taona 2027 izany […]
SOMBIM-BAOVAO
Nanatanteraka fanazarantena sy fiofanana ho an’ny mpanazatra ny eo anivon’ny ligin’Analamangan’ny taranja kung fu, ny faran’ny herinandro teo. Nitarika izany ny Grand Maitre Avoko. Ny faritra Itasy indray no hisitraka ity fanazarantena sy fiofanana ity amin’ny fotoana manaraka. Hotanterahina ny 25 janoary izao kosa ny fifampiarahabana noho ny taona vaovao, […]
“RNS 2025” : Feno 50 taona ny hetsika
Hotanterahina ao Vichy France, ny fihaonana ara-panatanjahantena sy kolotsaina, ho an’ireo Malagasy mipetraka any Eoropa sy ny manodidina, na Rencontre nationale sportive (RNS 2025). Hatao mandritra ny herinandron’ny paska izany, hanomboka ny 19 ka hatramin’ny 21 avrily ho avy izao. Hiavaka ny amin’ity satria feno 50 taona ny nanaovana ny […]
Judo-Kigami Biraki : Namaly ny antso avokoa ireo klioba
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, ny “Kigami Biraki”. Hetsika fanamarihana ny taona vaovao 2025, nokarakarain’ny klioban’ny Hakudokan. Azo lazaina ho nahomby izy ity satria namaly ny antso avokoa ireo klioba rehetra teto Analamanga. Toy ny efa mahazatra isan-taona, tonga nanome voninahitra ity fotoana ity ny masoivohon’i […]







